ANAY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ANAY, Grocers, Antananarivo.

Tantely pure Mokonazy avy any Morondava 👉tsara be tsy mitapoka👉 prix detail :19000ar👉 Prix  de gros :16000arAza misalasa...
23/05/2026

Tantely pure Mokonazy avy any Morondava
👉tsara be tsy mitapoka
👉 prix detail :19000ar
👉 Prix de gros :16000ar
Aza misalasala mandefa afatra miafina
☎️0343134754/0324337766
frais de livraison à partir de 3000 ar

Tena matsiro e😋😋😋aza misalasala manjifa fa tena ho afapo tokoa ianao 🥰🥰🥰👉 prix tsy miova fa 10000 ariary hatrany 👉 ny ts...
23/04/2026

Tena matsiro e😋😋😋
aza misalasala manjifa fa tena ho afapo tokoa ianao 🥰🥰🥰
👉 prix tsy miova fa 10000 ariary hatrany
👉 ny tsirony vô maika miha tsara
📞0343134754

aza misalasala manandrana ny vokatra tena malagasy🥰🥰🥰Gâteau mangahazo au coco matsiro be😋😋😋👉afaka atao sakafo maraina 👉 ...
11/04/2026

aza misalasala manandrana ny vokatra tena malagasy🥰🥰🥰
Gâteau mangahazo au coco matsiro be😋😋😋
👉afaka atao sakafo maraina
👉 afaka atao goûter
👉 afaka ho anina amin'ny fotoana rehetra itiavana azy
Am vidiny 10000ar

Après une dure semaine , c'est enfin le week-end🤩🤩🤩.Que ce soit pour le goûter ou le p'tit déj , on vous propose les dél...
20/03/2026

Après une dure semaine , c'est enfin le week-end🤩🤩🤩.
Que ce soit pour le goûter ou le p'tit déj , on vous propose les délicieux gâteaux mangahazo "ANAY" au coco🥥🥥🥥.
A consommer sans modération 😋😋😋
N'hésitez pas à passer vos commandes par MP /📞0343134754.
prix : 🔟0️⃣0️⃣0️⃣ar.

14/03/2026

✴️Miarahaba ny rehetra, indro miverina indray ny gâteau mangahazo feno coco🥥🥥 amin'ilay tsirony tsy mana-paharoa🤤🤤.
✴️Ny vidiny dia 🔟.0️⃣0️⃣0️⃣ar ihany tsy miova.
✴️Manasa ary iditra mp na miantso ny laharana 📞0324337766 Raha mila fanazavana fanampiny.
Afaka manatitra izahay🚚

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343134754

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANAY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share