16/10/2025
🏷️Porte clé bluetooth 🏷️
-- Afaka amin'ny téléphone raha tsy tadidy ny toerana misy azy --
🔹Natao hialana amin'ny fanadinoana na fahaverezan'ny la clé
🔹 Afaka bip_na amin'ny téléphone rehefa tsy tadidy ny toerana misy Ilay porte clé miaraka amin'ny la clé 🔑.
🔹 Afaka hatao déclencheur appareil photo amin'ny téléphone
🔹Afaka jerena amin'ny téléphone ny toerana sy ny fotoana naha very azy.
🔹Afaka atao déclencheur enregistrement vocal.
PRIX : 20 000AR.
Aza misalasala mifandray aminay.
📞 0382652356