Patisserie Ma'tsiro

Patisserie  Ma'tsiro Mampianatra sy mandray commande gateau,cocktail,....��

Miditra mp dieny zao izay handefa commande gateau mamy be hoany maman 😘 😘
14/05/2024

Miditra mp dieny zao izay handefa commande gateau mamy be hoany maman 😘 😘

Mbola mitohy ny fandraisana commande gateau an😍- gateau individuel afaka atao operation(en barquette ) na atao @ fety is...
01/05/2024

Mbola mitohy ny fandraisana commande gateau an😍
- gateau individuel afaka atao operation(en barquette ) na atao @ fety isankarazany
-gateau d'anniversaire
- gateau mariage / bapteme. ..
-cup cake
- bento cake
-Bonne fete maman 😘
Sns😋😋😋

21/10/2023
5000ar ny portion
21/10/2023

5000ar ny portion

Hoantsika izay maniry hianatra m**omamy ary dia andao hianatra patisserie de base mihitsy isika e...pratique avy hatrany...
29/01/2023

Hoantsika izay maniry hianatra m**omamy ary dia andao hianatra patisserie de base mihitsy isika e...pratique avy hatrany,izahay no miantoka ingredient, izay m**o vita Zarainy mpianatra degustation,amin'ny sarany 30000ar monja isaky ny programme, misy programme efatra isafidiananao, programme iray misy module marobe,mety na programme iray ihany aza no vitanao, na manao azy rehetra dia mahazo attestation.
Voafetra ny effectif raisinay an
Date : 3 sy 4 fevrier izao, toerana : manakambahiny

18/11/2022
Efa misokatra sahady ny fandraisana commande buche de noel ato aminay an😙- buche aux chantilly 3500ar ny portion -buche ...
14/11/2022

Efa misokatra sahady ny fandraisana commande buche de noel ato aminay an😙
- buche aux chantilly 3500ar ny portion
-buche aux choco 4000ar ny portion
- pate buche nature 2000ar ny portion ianareo no miala vola manao deco😘
Fara fandraisana commande 22 Dec
💓misy reduction hoanareo izay hanao operation 😍

Mandray commande gateau 😍😍-Mariage-bapteme-communion-anniversaire-ect....Prix :2500ar /portion plus de 100p,3000ar /port...
20/01/2022

Mandray commande gateau 😍😍
-Mariage
-bapteme
-communion
-anniversaire
-ect....
Prix :2500ar /portion plus de 100p,3000ar /portion moins de 100p

Mitohy ny fandraisana commande buche de noel ato aminay ann-3500ar ny portion : au choco-3000ar ny portion : au chantill...
30/11/2021

Mitohy ny fandraisana commande buche de noel ato aminay ann
-3500ar ny portion : au choco
-3000ar ny portion : au chantilly
- 2500ar pate tsisy deco fa ianao mba miala voly mi décorer azy
Afaka mandray operation ihany koa,afaka miresaka @ prix.....
Matsiro nefa mirary ny anay amin'zay mba manao fety sambatra daholo ee

Address

Ambanidia
Antananarivo

Telephone

+261344681952

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Patisserie Ma'tsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category