Pastry'n Cook by Jyan

Pastry'n Cook by Jyan Pour vous aider en cuisine avec des astuces faciles ainsi que pour vous faciliter la vie en prenant toute commande à vos souhaits ��

Misy fotoana tena hoe fière rehflefa mahavita zavatra toy izao 😍😍Isaorako mandrakariva ilay Mpahary be fitiavana sybmpan...
17/07/2022

Misy fotoana tena hoe fière rehflefa mahavita zavatra toy izao 😍😍
Isaorako mandrakariva ilay Mpahary be fitiavana sybmpanolo-tsaina nanome ny talenta 🙏🙏😍
Ny tenako moa tsy tena hoe nianatra niditra sekoly raha reskaa sakafo fa nomen'olona base dia nitrandraka avy eo
2018 no nanomboka nandalina sy nampiana-tena dia tonga amin'izao mba misy jerena izao 😅😅

Mampahatsiahy antsika fa hifampizara traikefa amintsika ety Ambohidratrimo aho ny Sabotsy 23 jolay 2022 ho avy izao ary tena hoe aposako eo avokoa fa tsy misy secret zany intsony 😉😉
Mbola misy toerana roa ho an'izay mbola vonona ny amin'izany
Sarany:35000ar ( cahier sy stylo ary boîte hitondrana izay vita sisa no entinareo )

Misaotra sahady 🙏🙏

Salama daholo ❤️❤️En pause kely aloha ny page ato2 fa tsy manakana antsika hiresaka sy handefa mp akory izany 😊😊Mirary s...
09/05/2022

Salama daholo ❤️❤️
En pause kely aloha ny page ato2 fa tsy manakana antsika hiresaka sy handefa mp akory izany 😊😊
Mirary soa dia ankafizo foana ny fiainana 😉😉

Soon 😍😍
11/04/2022

Soon 😍😍

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo
105

Telephone

+261346910981

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pastry'n Cook by Jyan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pastry'n Cook by Jyan:

Share