23/09/2026
🔴📢 HISY ARRIVAGE INDRAY IZAHAY RAHAMPITSO MARAINA NY ALAKAMISY 24 SEPTAMBRA 2026 , ATO AMIN'NY Poissonnerie Bleuciel , KOA AZA TARA IANAO 🔴📢
🔴 IRETO AVY NY ENTANA HO TONGA AMIN'IO RAHAMPITSO IO:
🐟 TOUT-VENANT MIFANGARO (Rouget,ambanivava, brochet,kikao...)
🐟 SALELO NA LILY TIMBRE
🐟 AMBAHAMBA
🐟 VATSITRA
📍NY TOERANA MISY ANAY:
67HA ATSIMO, AKAIKY NY HOTELY VONINKAZO, BAOBAB ARY MPIVAROTRA COSTARD FRIPERIE. AMIN'INY AXE NY TELMA SY POSTE INY.
📱📞 NY LAHARANA HAHAFAHANA MIFANDRAY AMINAY: 034 01 743 33 / 034 88 305 41 / 034 40 512 12 / 038 71 709 51
🔴 ZAHAY EFA VONONA FA IANAO IZANY SISA NO ANDRASANA, MIFAMPILAZA AMIN'NY NAMANA. ❤️
❤️ TONGAVA MARO.
❤️MAHALAFOSA BE DAHOLO.
❤️ MIRARY SOA ANTSIKA REHETRA HATRANY IZAHAY.
🐟 POISSONNERIE BLEU CIEL
67HA ATSIMO AKAIKY NY MPIVAROTRA COSTARD FRIPERIE, AXE POSTE
CONTACT: 034 01 743 33/ 034 88 305 41/ 034 40 512 12 / 038 71 709 51