16/10/2025
🄵🄸🄻🄰🅉🄰🄽🄰
Hilazana ny mpanjifan ny vokatra 🅐🅡🅣🅘 rehetra fa niova ny sy ny ny vokatra vokarin 🅰🆁🆃🅸 rehetra .
🔰 Mitondra io logo eo ambany io daholo ny vokatra :
❎ Vin rouge et blanc
❎ Yaourt
❎ Fromage
❎ Savon de.beautë et tout les produits de propretés
❎ patisserie
Ny tsiro tsy miova fa ireny efa mahazatra anareo ireny ihany fa ho fitandrovana ny marque izany dia.natao ho logo iray ihany no mitondra azy rehetra .
🙏 Mankasitraka anareo mpanjifa rehetra mbola.teo.foana dia mirary soa ho antsika rehetra 🙏