SiraMamy

SiraMamy Vous aimez la pâtisserie ?🎂

🤗Soyez le bienvenu et régalez-vous avec notre délicieux gâteaux Koba✨

Iza no te hanandrana ilay Koba layer cup ?😋😉Manao jeu concours kely izahay dia izay 3  voasafidy omenay iray avy (Fruit ...
02/05/2025

Iza no te hanandrana ilay Koba layer cup ?😋😉
Manao jeu concours kely izahay dia izay 3 voasafidy omenay iray avy (Fruit : ananas)🍍😋

Tsotra kely ny ataonao raha te hahazo ianao :

👉Abonnéo ny page SiraMamy (raha mbola tsy vita)
👉Ataovy j’aime ito publication ito
👉Antsoy hilalao ao amin’ny commentaire ny namanao 5
👉Partageo ao amin’ny mur-nao ito publication ito

⌛Sabotsy alina ataotsika ny tirage au sort dia Alahady après-midi ianareo manao récupération

Mazotoa ary mandray anjara dia bonne chance daholo 👌💪

💢‼️Manana vaovao tsara be ny eto amin’ny SiraMamy 🥳✨Tsy foinay ianareo sy ny fanaovana gateau koba😉😍Taorinan’izay eritao...
02/05/2025

💢‼️Manana vaovao tsara be ny eto amin’ny SiraMamy 🥳✨
Tsy foinay ianareo sy ny fanaovana gateau koba😉😍

Taorinan’izay eritaona mahery tsy niasana izay dia miverina mandray commande indray izahay !

‼️💢Mbola vitsivitsy ihany aloha ny modèle raisina nohon’ny antony manokana.🤓👊

Misy nouveauté kosa anefa : Koba layer cup,
hummm tsara kely sady pratique tsara izy.

Mankasitraka sahady 🙏👌

---






16/03/2025
Miavaka kely ny repas de noël tsika miaraka amin'ny  Buche et gâteau de noël à base de Koba no dessert an 😯🎂🥮, hummmm ma...
15/12/2023

Miavaka kely ny repas de noël tsika miaraka amin'ny
Buche et gâteau de noël à base de Koba no dessert an 😯🎂🥮, hummmm matsiro be 😋

8000ar ny portion
Commande minimum 4 portions
Dernière prise de commande : 23 décembre avant midi
Manao livraison 24 décembre

Salama daholo 🤗Matsiro anie zareo le gateau Koba 😋!! Betsaka ny efa resy lahatra fa mba andramo anie e!!!4 personnes ny ...
03/11/2023

Salama daholo 🤗
Matsiro anie zareo le gateau Koba 😋!! Betsaka ny efa resy lahatra fa mba andramo anie e!!!
4 personnes ny minimum de commande
Manao livraison zahay (arakaraka ny toerana ny frais de livraison)

Salama daholy 🤗Ankoatran'ny Gateau Koba aux fruits tsotra dia misy koa ny Gateau Koba aux fruits tout choco an😯Tena tsar...
20/10/2023

Salama daholy 🤗
Ankoatran'ny Gateau Koba aux fruits tsotra dia misy koa ny Gateau Koba aux fruits tout choco an😯
Tena tsara be ny tsiron'izy io😋. Tsy mahatofoka velively
Tsy handoka be fa aleo le olona nanao commande no hilaza azy😍
Misy date libre izay ny samedi, dimanche sy lundi zao ho an'zay hanao commande.
Manao livraison hatrany

Salama daholo 🤗Koa satria moa betsaka ny manontany hoe koba inona kay lay ampiasainareo dia asiantsika an'ireto sary ava...
15/09/2023

Salama daholo 🤗
Koa satria moa betsaka ny manontany hoe koba inona kay lay ampiasainareo dia asiantsika an'ireto sary avant sy après ireto kely aloha an👌
Andramo zareo fa tsara be anie ny tsirony gâteau koba au fruit ato aminay 🥰, tsiro hafa mitsy 😋
Tsy mamy be zany io fa aminy antonona tsara mitsy ny hamaminy. Zay efa nanandrana de afa-po daholo hatreto

Salama daholo ! 🤗Tsy mitsahatra mikaroka ny tsara hatrany izahay mba hanomezana fahafam-po ho antsika mpankafy koba 💪👌!!...
08/08/2023

Salama daholo ! 🤗
Tsy mitsahatra mikaroka ny tsara hatrany izahay mba hanomezana fahafam-po ho antsika mpankafy koba 💪👌!!!
Ireto indray ary ny vokatra vaovao e !!!
Gateau Koba au fruit hummm !
Vita amin'ny koba hatrany
Ty ny tsiro tsara indrindra amiko hatreto, matsiro be !!🤤😯

✅ Gateau Koba à l'ananas et vanille
✅ Gateau Koba aux fraises et citron

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SiraMamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category