KIBO Madagascar

KIBO Madagascar MORA INDRINDRA
Votre partenaire au quotidien

💡FIKAFIKA - Gommage 💡Tsy voatery handany vola be vao afaka mikarakara vatana!🤗Ity izao misy fikafika kely natoraly afaka...
08/09/2026

💡FIKAFIKA - Gommage 💡

Tsy voatery handany vola be vao afaka mikarakara vatana!🤗

Ity izao misy fikafika kely natoraly afaka hanaovana gommage👇:

Ireto avy ny zavatra ilaina sy ny fatrany:
🥄 ½ c. à café de curcuma
🥄 1 c. à café de miel
🥄 ½ c. à café de sucre fin
🥄 ½ c. à café de café moulu très fin

Toy izao ny fikarakarana azy:
✔️ Afangaro avokoa ireo akora rehetra ireo
✔️ Hahosotra eny amin'ny faritra tianao ho atao gommage ( tarehy, vatana)
✔️ Masse-na moramora mandritra ny 20–30 segondra
✔️ Avela hilona mandritra ny 5 minitra,
✔️ Kobanina amin’ny rano matimaty

Tena tsotra sady tsy mandany fotoana be⌚

Ho hitanao aty amin'ny magazay avokoa ireo akora ireo:
🎈 KIBO Morarano Alarobia
🎈 KIBO Tanjombato
🎈 KIBO Tamatave
🎈KIBO Ivato
📲Achat en ligne: www.kibo.mg

"

Iza no efa nanandrana ity biscuit ity?😍👉Biscuits salés 350gMatsiro kely, malefaka tsara, sady efa misy boite tsara kely!...
07/09/2026

Iza no efa nanandrana ity biscuit ity?😍

👉Biscuits salés 350g

Matsiro kely, malefaka tsara, sady efa misy boite tsara kely!🥰

Afaka atao gouter ho an'ny mpianatra ihany koa!🤗

Ho hitanao ety amin'ny magazay KIBO akaiky anao:
🎈 KIBO Morarano Alarobia
🎈 KIBO Tanjombato
🎈 KIBO Tamatave
🎈KIBO Ivato
📲Achat en ligne: https://shorturl.at/ExvQv

Inona ny "mode de paiement" matetika fampiasanao rehefa miantsena aty amin'ny magazay ?🤗A) Espèces B) Mobile Money C) Ca...
07/09/2026

Inona ny "mode de paiement" matetika fampiasanao rehefa miantsena aty amin'ny magazay ?🤗

A) Espèces
B) Mobile Money
C) Carte bancaire

Alefaso kely ao amin'ny commentaire hoe!🥰

🥘KIBO VOKY🦈Te hinana sakafo be protéine ve ianao?😍Tena mety aminao ity recette androany ity!🤗👉Filets de thon panés maiso...
05/09/2026

🥘KIBO VOKY🦈

Te hinana sakafo be protéine ve ianao?😍

Tena mety aminao ity recette androany ity!🤗

👉Filets de thon panés maison

Mety ho an'ny rehetra, indrindra ny mpikotrana, sady tsara tsiro!😋

Tsotra ny fikarakarana azy, araho eo amin'ny sary miaraka amin'ireo akora rehetra ilaina🥰:
Thon, Farine, Oeuf, chapelure

Ho hitanao ety amin'ny magazay KIBO akaiky anao:
🎈 KIBO Morarano Alarobia
🎈 KIBO Tanjombato
🎈 KIBO Tamatave
🎈KIBO Ivato
📲Achat en ligne: www.kibo.mg

🎉 ZA MPAYMAKA 🎉Ce mois de septembre, faites vos achats sur kibo.mg , payez via MVola et profitez de 5 % de réduction ! 🛍...
05/09/2026

🎉 ZA MPAYMAKA 🎉

Ce mois de septembre, faites vos achats sur kibo.mg , payez via MVola et profitez de 5 % de réduction ! 🛍️📱

🎁 Et ce n’est pas tout !
Chaque achat payé via MVola vous permet de participer à notre tombola et de tenter votre chance pour gagner de nombreux cadeaux ! 🤩

🏆 KIBO.mg – 2 gagnants
🎁 500 000 Ar de bons d’achat au total + goodies KIBO

📅 Offre valable en ligne, jusqu’au 30 septembre 2026.

👉 Faites vos achats dès maintenant sur www.kibo.mg

💙 Payez avec MVola, profitez de 5 % de réduction et tentez votre chance à la tombola !

Dieny mbola kely dia afaka ampianarina handamina ny fandaharam-potoanany isan'andro ny ankizy!👌🤗Ity Cahier de texte ity:...
04/09/2026

Dieny mbola kely dia afaka ampianarina handamina ny fandaharam-potoanany isan'andro ny ankizy!👌🤗

Ity Cahier de texte ity: 👉"Cahier de texte intégral 124pages 17X22cm 70g"", dia afaka manampy azy ireo📒:

✔️ Hanoratra ireo entimody tokony hatao
✔️ Hianatra sy hamerina lesona
✔️ Hampahatsiahy azy ireo ny datin’ny fanadinana
✔️ Hanomana ny zavatra tokony hatao amin’ny ampitso
✔️ Hianatra ho tompon’andraikitra

Mora ny vidin'izy ity, sady amin'ilay tsara kalitao, fotsy sy misy tsipika mazava tsara💛📚

Ho hitanao ety amin'ny magazay KIBO akaiky anao:
🎈 KIBO Morarano Alarobia
🎈 KIBO Tanjombato
🎈 KIBO Tamatave
🎈KIBO Ivato
📲Achat en ligne: https://shorturl.at/gF7Mt

04/09/2026

Ianareo ihany koa ve faly ery maka entana rehefa feno tsara iny ny rayon?🤗

Indrindra rehefa mahita flocons d'avoine 🥣

Satry haka an'izy rehetra😂!

Efa tonga ny arrivage ho an'ireo izay mitady azy ity!😋

Vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay😉💛

Aza misalasala manatona n'y magazay KIBO akaiky anao :
🎈 KIBO Morarano Alarobia
🎈 KIBO Tanjombato
🎈 KIBO Tamatave
🎈KIBO Ivato
📲Achat en ligne: www.kibo.mg

04/09/2026
💥PROMO WEEKEND DU 04 AU 06 SEPTEMBRE 💥Iza ilay efa niandry promo weekend ato?😍Vokatra vita amin'ny ronono be otrik'aina ...
03/09/2026

💥PROMO WEEKEND DU 04 AU 06 SEPTEMBRE 💥

Iza ilay efa niandry promo weekend ato?😍

Vokatra vita amin'ny ronono be otrik'aina sy jus indray no misy fihenam-bidy be manomboka rahampitso🥳

🧀12 Tranches de fromage cheddar 200g
🧀12 Tranches de fromage mozzarella 200g
🥛Lait UHT Matin clair demi-écrémé 1L
🧃Nectar multifruits 20cl

Tongava aingana aty amin'ny KIBO akaiky anao fa hatramin'ny alahady ihany ireto no manan-kery!🤗💥
🎈 KIBO Morarano Alarobia
🎈 KIBO Tanjombato
🎈 KIBO Tamatave
🎈KIBO Ivato
📲Achat en ligne: www.kibo.mg

📚✨ Ianareo koa ve mazoto ery mianatra rehefa tsara ny fitaovam-pianarana? 😍Ho an’ny secondaire indray  ireto ny fitaovan...
03/09/2026

📚✨ Ianareo koa ve mazoto ery mianatra rehefa tsara ny fitaovam-pianarana? 😍

Ho an’ny secondaire indray ireto ny fitaovana eo amin'ny sary ireto:
✏️ Surligneur • 📏 Règle • 📖 Dictionnaire • 📐 Compas • 📝 Bloc-notes • 🖊️ Stylo

🎓 Anisan’ny manampy amin’ny fahombiazan’ny mpianatra ny fananana fitaovam-pianarana ampy sy tsara kalitao! 💪📚

Aza misalasala manatona ny magazay KIBO akaiky anao:
🎈 KIBO Morarano Alarobia
🎈 KIBO Tanjombato
🎈 KIBO Tamatave
🎈KIBO Ivato
📲Achat en ligne: www.kibo.mg

Address

Lot II I 20 AA Morarano Alarobia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00
Sunday 09:00 - 13:00

Telephone

+2612253099

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KIBO Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KIBO Madagascar:

Shortcuts

Share