Les pépites d'Anaïs

Les pépites d'Anaïs Produits d'elevage

👉Nijanona kely tsy nanatody izy 1mois eo zay de lasa naka poids sy volony ftsn izy amidy na atakalo vatony roa izay lian...
27/06/2026

👉Nijanona kely tsy nanatody izy 1mois eo zay de lasa naka poids sy volony ftsn izy amidy na atakalo vatony roa izay liana
Prix: 80.000ar
Mp ou 0342907490

👉Kuroiler 💯 tsy mifangaro izay hanomboka hanao fondation ireto✅1mois et demi maeri reo efa matanjaka tsaraNb:tsy misy ra...
20/06/2026

👉Kuroiler 💯 tsy mifangaro izay hanomboka hanao fondation ireto✅
1mois et demi maeri reo efa matanjaka tsara
Nb:tsy misy ra hiraisana lahy mena io ireo vavy ambiny ireo ka izay no maha tolotra hafa amin' ireto
👉SPECIAL HANAOVANA FONDATION MIHINTSY HO AN'IZAY VAO HANOMBOKA SATRIA MANANDANJA MANOKANA IO RESAKA CONSANGUINITÉ IO AMIN'NY HAZAHOANA TARANANY TSARA👍✅👍
Alefa miaraka ireo ary afaka tonga dia miantso mivantana na mp izay tena liana👍
👉Anak6 isany fa tazomiko ny vavy mainty iray a!👍
Prix:25.000ar ny iray FIXE
📞:0342907490
🏠:Iavoloha ambonjobe Rn7

👉Misy atody🥚🥚🥚 Kuroiler 💯 vaovao ato izay liana mp na 03429074904000ar ny iray fa ra maka miotra ny 10 de 3000ar récupèr...
16/06/2026

👉Misy atody🥚🥚🥚 Kuroiler 💯 vaovao ato izay liana mp na 0342907490
4000ar ny iray fa ra maka miotra ny 10 de 3000ar récupère-na 🥚👉🥚, bien fécondé azo akotrika tsara ✅
👉Maro ny efa miparitaka any amintsika any ny zanany 👍
Iavoloha ambonjobe

👉 🐥 👉Tetikasa vaovao ato amin'ny Les pépites d'AnaïsNanomboka ny essai BSF (Black Soldier Fly) izahay, teknolojia ampias...
09/06/2026

👉 🐥 👉Tetikasa vaovao ato amin'ny Les pépites d'Anaïs

Nanomboka ny essai BSF (Black Soldier Fly) izahay, teknolojia ampiasaina hanatsarana ny sakafo fiompiana.

🎯 Tanjona:
✔ Hampihenana ny coût alimentation
✔ Hanatsara ny fitomboan'ny akoho
✔ Hanangana fiompiana maharitra

Hozaraina eto tsikelikely ny vokatra sy ny fandrosoana. 🙏

👉 Mahaliana anao ve ny hahazo karazana akoho tahaka ireo @ sary ireo👉 Ireo no Kuroiler 💯 mitombo haingana sy tsara bika ...
20/05/2026

👉 Mahaliana anao ve ny hahazo karazana akoho tahaka ireo @ sary ireo
👉 Ireo no Kuroiler 💯 mitombo haingana sy tsara bika kely ary mahafatifaty loatra e! 👍
📢Atody 🥚🥚🥚aloha izao no disponible ato aminay
4000ar ny iray fa ra maka miotra ny 🔟 dia 🔊 Promo 3️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ar hatrany 👌
📞:Mp ou 0342907490
🏠:Iavoloha ambonjobe Rn7

👉📸❤️📷👌✔️
07/05/2026

👉📸❤️📷👌✔️

Poussins Kuroiler 💯 3jours 😍
29/04/2026

Poussins Kuroiler 💯 3jours 😍

Tonga indray ny vahiny vaovao e! 🙏❤️🙏
25/04/2026

Tonga indray ny vahiny vaovao e! 🙏❤️🙏

Kuroiler hiditra 3semaines @ Asabotsy fa ataotsika prix 2semaines ihany alou(18.000ar ny iray)👉 Vavy anak6👉 Lahy anak3Mp...
24/04/2026

Kuroiler hiditra 3semaines @ Asabotsy fa ataotsika prix 2semaines ihany alou(18.000ar ny iray)
👉 Vavy anak6
👉 Lahy anak3
Mp ou 0342907490 Iavoloha amboanjobe rn7

Address

Ambatofotsy
Antananarivo

Telephone

+261342907490

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les pépites d'Anaïs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Les pépites d'Anaïs:

Shortcuts

Share

Category