Lavorary

Lavorary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lavorary, Dessert Shop, Ambodimita, Antananarivo.

16/06/2026
Salama daholo dia sady miarahaba ny reny rehetra e !Ato ihany fa somary sahirana kely teo dia hizara indray e.
02/06/2026

Salama daholo dia sady miarahaba ny reny rehetra e !
Ato ihany fa somary sahirana kely teo dia hizara indray e.

Salama e.tsy haiko aminareo fa mahafinaritra ahy manokana ny manatontosa gateau fotsy sy doré,indrindra koa moa rehafa m...
27/02/2026

Salama e.tsy haiko aminareo fa mahafinaritra ahy manokana ny manatontosa gateau fotsy sy doré,
indrindra koa moa rehafa mahazo retour mahafinaritra avy @ mpanjifa.
Mankasitraka e !

05/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Gloria Loharano-karena, Jaona Rakotoson

Faly miarahaba antsika rehetra sady mirary soa ny @ taona vaovao e.Ireto indray no hozaraina amintsika e !. Mitohy foana...
27/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra sady mirary soa ny @ taona vaovao e.
Ireto indray no hozaraina amintsika e !. Mitohy foana ny asa na dia tsy afaka miconnecte firy aza e.
0330507920/0340507920.

Address

Ambodimita
Antananarivo

Telephone

+261340507920

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lavorary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category