11/06/2025
Bichique na vilivary na Vily olitra
Efa nihinana ve enao sa Mbola ?
Fotoana zao handramana..
Araraoty fa Mandalo ihany.
Fomba fandrahoina azy : (nahandro gasy)
Mila isika :
Bichique : 500 g (une barquette)
Votabia
Tongolo oignon
Tongolo ravina
Sakamalaho
Tongolo gasy
Sira
Menaka
Rano (afaka soloina ranona coco)
Tonga Dia arotsaka anaty vilany ny bichique
asina sira, tontolo oignon, votabia, tontolo gasy (aza rapena fa tetehina), sakamalaho, (aza rapena fa tetehina) , menaka
D asina rano madifotra azy.. dia ritina.
rehefa akaiky masaka arotsaka tongolo ravina voatetika.
Aza adino ny arrivage antsika, sabotsy Zao a.
Vidiny : une barquette de 500g : 12000 Ar
Frais de livraison : à partir de 3000 Ar