22/09/2025
Ity ny Rendez vous manaraka, 🇲🇬🇲🇬
[SALON DE LA GASTRONOMIE]
Eh, Omano amin'izay ny harona dia ndao hiantsena aty amin'ny Alliance Française d'Antananarivo ny 𝟐𝟓, 𝟐𝟔 ary 𝟐𝟕 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐞 ! 🛒
Tsy ampiandrasinay ela intsony ianareo fa ireto ary ireo mpandray anjara hitanareo ao e !
👉 Goujam'Land, Ferme Aina, Ferme de Laniera, Chérie macarons et pâtisseries, Antsoa, Mahazosoa, Charcuterie LEWIS, Gasy Sparkling, Le Maître Glacier.mg, Miel De Reve, Tsilodoky, Smash N Eatz, Napolitanà, Clhas Keto Mada, Propain, Centre Lafemina, GUSTO Madagascar, 𝑪𝒓𝒊𝒔𝒑𝒚 𝑻𝒊𝒎𝒆, Koba Lafatra, Souvenir Du Sambirano, LE KEFIR, ONOMI HOUSE, Codal Madagascar, Papaours.mg , 火 Huo Cuisine, Cacapigeon Oui, Barbapapa
Partenaire officiel : Yas Madagascar