Passion Pastry by Pri

Passion Pastry by Pri Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Passion Pastry by Pri, Dessert Shop, Malaho Bevalala, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetraKoa satria mendrika hotolorana fanomezana ilay olontianao iny....Dia ireto indray ny tolotra ma...
30/01/2024

Miarahaba antsika rehetra
Koa satria mendrika hotolorana fanomezana ilay olontianao iny....
Dia ireto indray ny tolotra manaraka :
👉1 Bento cake pour 2 personnes (au choix)
👉2 Tacos ( boeuf + frite + fromage + sauce)
👉1 Cocacola en canette

Ireo rehetra no 20 000 AR fotsiny 😍😍😍, koa araraoty ary fa hatramin'ny le 09 Février izao ny fandraisana farany commande dia aza tara an!😋😋

« Parce que l'amour mérite d'être célébré avec éclat. Illuminez votre Saint-Valentin avec notre offre… »💞

Mbola vonona hatrany izahay manatanteraka ireo fangatahanareo ary vonona hanome fahafahampo hatranyMankasitraka ireo efa...
18/11/2023

Mbola vonona hatrany izahay manatanteraka ireo fangatahanareo ary vonona hanome fahafahampo hatrany
Mankasitraka ireo efa nanjifa
Ireto indray ny asa vita

Miarahaba antsika rehetra, izahay dia mandray commande momba ny gâteau arakaraky ny commande izay tianareo, koa aza misa...
09/11/2023

Miarahaba antsika rehetra, izahay dia mandray commande momba ny gâteau arakaraky ny commande izay tianareo, koa aza misalasala mandefa mp raha misy mahaliana tompoko
Nature : 4 000 ar/ portion
Fruit : 4 500 ar / portion
Choco : 5 000 ar / portion

Nofy fa ho tanteraka 😍😍
07/06/2023

Nofy fa ho tanteraka 😍😍

Address

Malaho Bevalala
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Passion Pastry by Pri posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category