Royal Tilapia

Royal Tilapia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Royal Tilapia, Fish Farm, Lot VZ 13 Andohalo (Derrière le Lycée Gallieni) Tana, Antananarivo.

Tilapia velona sy azo antoka tsara no atolotra ho antsika amin'izao fetin'ny Fahaleovan-tena amin'ny 26 Jiona izao.Ho an...
24/06/2026

Tilapia velona sy azo antoka tsara no atolotra ho antsika amin'izao fetin'ny Fahaleovan-tena amin'ny 26 Jiona izao.

Ho antsika Diaspora, azon-tsika atao tsara ihany koa ny mividy trondro ato amin'ny Royal Tilapia ho an'ireo fianakaviana ankaiky antsika aty Madagasikara.

Alefaso ao amin’ny hafatra miafina ary ny kaomandin-tsika ! 🚀

📞 038 22 859 34
🌐 https://www.royal-tilapia.com/

22/06/2026
🐟🔥 Tsakitsaky Tilapia mandritran’ny fetin’ny Ray ! 👨‍👧‍👦🎉Afaka alefa dien’izao ny kaomandin-tsika rehetra izay mila tron...
18/06/2026

🐟🔥 Tsakitsaky Tilapia mandritran’ny fetin’ny Ray ! 👨‍👧‍👦🎉

Afaka alefa dien’izao ny kaomandin-tsika rehetra izay mila trondro tilapia velona atao laoka na tsaky amin’ny fankalazana ny fetin’ny Ray 👔✨

Raha manjifa mihoatra ny 5Kg ianao dia mahazo fihenam-bidy 5% be izao ato amin'ny Royal Tilapia🔥💸

Alefaso ao amin’ny hafatra miafina ary ny kaomandin-tsika ! 🚀

📞 038 22 859 34
🌐 https://www.royal-tilapia.com/

🐟 👨‍👧‍👦 🇲🇬 🔥 💸 🍽️ 🐟

👨‍👧‍👦🐟 Maro be ireo Raim-pianakaviana tia tilapia ato ! 🐟👨‍👧‍👦✨ Izany no mahatonga an’ny Royal Tilapia hanolotra trondro...
16/06/2026

👨‍👧‍👦🐟 Maro be ireo Raim-pianakaviana tia tilapia ato ! 🐟👨‍👧‍👦

✨ Izany no mahatonga an’ny Royal Tilapia hanolotra trondro velona sy kalitao avo lenta ho an’ny fankalazana ny Fetin’ny Ray ny 21 Jiona 🎉👔

🍽️ Afaka atao laoka matsiro na tsaky mahafinaritra ireo trondro vokarina ato 😋🐟

🔥 AZA ADINO :
⚖️ Raha mihoatra ny 5Kg ny kaomandy alaina dia mahazo fihenam-bidy 5% be izao isika. 💸🎁

🚀 Aza miandry intsony… alefaso dieny izao ny kaomandy ! 📦📲

📞 038 22 859 34
🌐 https://www.royal-tilapia.com/

🐟✨ Afaka manantona mivantana eny amin'ny toeram-piompiana ihany koa isika izay hanjifa ny trondro vokarin'ny Royal Tilap...
13/06/2026

🐟✨ Afaka manantona mivantana eny amin'ny toeram-piompiana ihany koa isika izay hanjifa ny trondro vokarin'ny Royal Tilapia. ✨🐟

📍 Eto Antananarivo :
📌 Site eny Ivato : eo ankaikin'ny Lac Iarivo 🌊
📌 Site Ambohimanambola : Amoronankona, ankaikin'ny Terminus Bus 192 🚌

🛣️ Manodidina ny RN2 iny :
📍 Site any Antsampanana : 1,2 km miala eo amin'ny Bar Coup de Coeur Ranomafana 🐠

📞 038 22 859 34
🌐 https://www.royal-tilapia.com/

💙 Tongava mitsidika ary maka trondro vaovao mivantana avy eny amin’ny toeram-piompiana! 🐟🌱

12/06/2026
📢 RECRUTEMENT : COMMERCIAL TERRAIN (Homme)Dans le cadre du développement de nos activités, nous recrutons un Agent Comme...
11/06/2026

📢 RECRUTEMENT : COMMERCIAL TERRAIN (Homme)

Dans le cadre du développement de nos activités, nous recrutons un Agent Commercial Terrain (H) en CDI.

Rattaché directement au Responsable Commercial Marketing, vous serez le moteur de notre croissance commerciale sur le terrain.

📌 VOS MISSIONS PRINCIPALES

• Développement commercial : assurer la prospection active et la prise de rendez-vous clients.

• Négociation & Closing : mener les négociations commerciales et concrétiser les ventes auprès d'une clientèle B2B et B2C.

• Gestion de portefeuille : constituer, développer et fidéliser votre portefeuille clients.

• Intelligence terrain : assurer une veille concurrentielle active pour identifier les opportunités du marché.

🎯 PROFIL RECHERCHÉ

• Niveau Bac+2 en Commerce, Vente ou Distribution.

• Expérience : 2 ans minimum dans la vente aux revendeurs et réseaux de distribution.

• Disponible de suite.

• Langues : parfaite maîtrise du français (oral et écrit) ; bonne compréhension de l’anglais.

• Outils : aisance avec les outils de reporting (informatique bureautique, mailing) et maîtrise des réseaux sociaux.

✨ Qualités personnelles

• Grand sens de l’autonomie et intégrité irréprochable.

• Forte agilité sur le terrain.

• Aptitude à travailler sous pression.

📩 Pour postuler :
Envoyez votre dossier de candidature (CV détaillé, lettre de motivation, référence professionnel et prétention salariale) à l’attention du Responsable des Ressources Humaines (RRH).

Adresse mail : [email protected]

OFFRE DE STAGE : COMMUNITY MANAGER    👉Agape Groupe
11/06/2026

OFFRE DE STAGE : COMMUNITY MANAGER 👉Agape Groupe

🐟💥 OFFRE SPÉCIALE ROYAL TILAPIA !Faites le plein de fraîcheur et profitez de -5% de remise sur tous vos achats de plus d...
10/06/2026

🐟💥 OFFRE SPÉCIALE ROYAL TILAPIA !

Faites le plein de fraîcheur et profitez de -5% de remise sur tous vos achats de plus de 5 kg !

📦 Des tilapias de qualité, aux meilleurs prix :

150–200 g : 20 000 Ar/kg
200–300 g : 25 000 Ar/kg
300–500 g : 30 000 Ar/kg
500–600 g : 35 000 Ar/kg

🚚 Livraison disponible !

📩 Commandez en MP
📞 038 22 859 34
🌐 https://www.royal-tilapia.com/

Address

Lot VZ 13 Andohalo (Derrière Le Lycée Gallieni) Tana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Tilapia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category