Da'Cake

Da'Cake Ngeza be 😀 Matsiro be 🫠

15/05/2026

Uuuummmmhh sisa no mahalaza anle fihetsem-po fa tsara loatra le glace 🍦 tena tena tsara be 🥰🤣❤️😫

Nanao Gateau Forêt Noire ilay mampiavaka andry zareo allemand teto miaraka am cerise 🍒 beuuuu 🥰 Experience tsara sad ila...
09/05/2026

Nanao Gateau Forêt Noire ilay mampiavaka andry zareo allemand teto miaraka am cerise 🍒 beuuuu 🥰
Experience tsara sad ilay mpampianatra mahay mampianatra be 🥰🥰

04/05/2026

Mitsangana ny azon’Da atao de nijery 🥹🍫🍫🍫

Cedric Grolet 😌

Rehefa ilay miakatra tohatra @ Tour Eiffel iny dia ianao efa reraka fa misy an’tony soratra tony manome courage 😅🥰
29/04/2026

Rehefa ilay miakatra tohatra @ Tour Eiffel iny dia ianao efa reraka fa misy an’tony soratra tony manome courage 😅🥰

29/04/2026

Mbola aty am’le Da cake moramora tony 🥰🤣

Nandeha kely nitady la farine sy atody hanaovana Gateau za fa tsy nahita teo Ambohipo 😫Hiverina ihany 🥰 afaka fotoana fo...
17/04/2026

Nandeha kely nitady la farine sy atody hanaovana Gateau za fa tsy nahita teo Ambohipo 😫

Hiverina ihany 🥰 afaka fotoana fohy …

Tsy dia nanao gateau maro fa nifantoka tamin’ny fitsanganan’I Jesoa tsika 🥰🥰🔥🔥
06/04/2026

Tsy dia nanao gateau maro fa nifantoka tamin’ny fitsanganan’I Jesoa tsika 🥰🥰🔥🔥

🚨🚨🚨🚨GATEAU DISPO🚨🚨🚨✅ Fondant au choco✅ 4 personnes ✅ 22.000 ar Zay message tonga voalohany ao no tompony loh zany 🥰 Ny t...
04/04/2026

🚨🚨🚨🚨GATEAU DISPO🚨🚨🚨

✅ Fondant au choco
✅ 4 personnes
✅ 22.000 ar

Zay message tonga voalohany ao no tompony loh zany 🥰
Ny tsara reserver-na pour demain fa za io andalana mandeha Antsirabe vetivety manko 🙌🙏🏻

🚨🚨🚨🚨GATEAU DISPONIBLE 🚨🚨🚨🚨        ‼️‼️‼️‼️VENDU‼️‼️‼️‼️🧁 Red velvet anaty barquette : 6000 ar🧁 Fondant au choco pour 2,5...
02/04/2026

🚨🚨🚨🚨GATEAU DISPONIBLE 🚨🚨🚨🚨
‼️‼️‼️‼️VENDU‼️‼️‼️‼️
🧁 Red velvet anaty barquette : 6000 ar

🧁 Fondant au choco pour 2,5 personnes :
15.000 ar

✅ Raha maka azy roa dia 20.000 ar 😎

🔆 Ndao ary 😍

Nidina tany amin’ny faritra dia nanao gateau tamin’izay nisy tany ftsn 🥰🥰
28/03/2026

Nidina tany amin’ny faritra dia nanao gateau tamin’izay nisy tany ftsn 🥰🥰

❤️🧁❤️
26/03/2026

❤️🧁❤️

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347709285

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Da'Cake posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Da'Cake:

Share

Category