Antsa Pâtiss

Antsa Pâtiss "Ma passion c'est de vous faire plaisir�"

Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana ❤️🥰📌Commande 2 à 3jours avant.📌Acompte 50% payé = Commande confirmée ❤️📌Portio...
15/01/2026

Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana ❤️🥰
📌Commande 2 à 3jours avant.
📌Acompte 50% payé = Commande confirmée ❤️
📌Portion à partir de 4000ar
🎯si personnalisé (Prix selon personnalisation)
📦2000ar

Mp ou ☎️ directement ❤️
❤️❤️

Efa manomboka mandray commande Salé ihany koa izahay an❤️😍🦋Cake PM : 7000ar seulement ❤️Tena matsiro be sady lehibe anef...
10/01/2026

Efa manomboka mandray commande Salé ihany koa izahay an❤️😍
🦋Cake PM : 7000ar seulement ❤️
Tena matsiro be sady lehibe anefa mora🤤🤤

Mirary taona Zina ho antsika rehetra🎁 Ho mamy hatrany anie ny fiarahana dia Samia ho tahian'ilay Ray daholo❤️❤️Mankasitr...
10/01/2026

Mirary taona Zina ho antsika rehetra🎁 Ho mamy hatrany anie ny fiarahana dia Samia ho tahian'ilay Ray daholo❤️❤️

Mankasitraka hatrany 😘😘

30min sisa dia higadona ny taona vaovao 2026❤️❤️ Misaotra antsika foana nifampizara ny mamy teto😘❤️ Mbola vonona hatrany...
31/12/2025

30min sisa dia higadona ny taona vaovao 2026❤️❤️
Misaotra antsika foana nifampizara ny mamy teto😘❤️ Mbola vonona hatrany hanome fahafam-po anareo na Commande salé na sucré 🤩 Satria dia tsy m**o mamy ihany no hataonay☺️☺️🥹
Ny Lesoka tamin'iny Taona lasa iny dia entina hanitsina ny ho avy ka entoana dia ialana tsiny raha nisy tsy fahatanterahana avy Aminay🙏❤️ Tsotra ny teny entina hamaranana ity taona ity😊 MISAOTRA MISAOTRA🙏🥰
Ianareo izay nanohana sy nahatoky anay mandrakariva🥰🥰
Tinay be ianareo💋 Samia ho tahian'Andriamanitra 🙏❤️ Mirary soa antsika rehetra🥰😍

Entremet Double Choco🥰❤️-Choco Blanc🤤-Choco Noir❤️❤️🛍️Portion 8000arEfa tapitra Androany ny fandraisana Commande Gâteau ...
29/12/2025

Entremet Double Choco🥰❤️
-Choco Blanc🤤
-Choco Noir❤️❤️

🛍️Portion 8000ar

Efa tapitra Androany ny fandraisana Commande Gâteau Bonne année 2026🥰🥰 Izay commande raisiko manomboka androany dia efa amin'ny taona vaovao indray❤️❤️
Mirary soa antsika rehetra hatrany🙏Manaova fety sambatra daholo🤩🤩😘

29/12/2025

Mankasitraka hatrany amin'ny Fahatokisana��
anisan'ny Asa vita tamin'iny Krismasy iny�

Dia Samy hatratra ny taona vaovao 2026 indray anie isika mianakavy���

Misaotra foana mahatoky🥰❤️Mirary tokantrano sambatra ho anareo roa kely izahay😍🤩Commande 3jours avant foana avec acompte...
13/12/2025

Misaotra foana mahatoky🥰❤️
Mirary tokantrano sambatra ho anareo roa kely izahay😍🤩

Commande 3jours avant foana avec acompte 50% Obligatoire 😋🤩

Hisaorana foana ny Tompo ny amin'ny Talenta. Rehefa afa-po ianareo d afa po izahay.




DM pour commander☎️

Coucou😁Gâteau "Licorne" très  tendre à la génoise Colorée et Chocolat ilay izy omaly❤️-Papier Azyme et Cake topper Comes...
09/12/2025

Coucou😁

Gâteau "Licorne" très tendre à la génoise Colorée et Chocolat ilay izy omaly❤️
-Papier Azyme et Cake topper Comestible❤️
afaka personnalisena izay tiana😍

Tous nos meilleurs vœux pour toi petite princesse 😘💋

Mandray commande hatrany❤️
DM ou ☎️032 55 767 90

❤️😍

Bonjour ❤️🥰Ao ary izay mahay ny personnalisation an'ity Gâteau ity voalohany mahazo crédit amin'ny opérateur izay tiany ...
08/12/2025

Bonjour ❤️🥰

Ao ary izay mahay ny personnalisation an'ity Gâteau ity voalohany mahazo crédit amin'ny opérateur izay tiany ee😊😍

Mety ho inona ary io ? 😁

A vos Clavier🤭
MBA compte iray olona iray no mamaly❤️

jeu pour les abonnés 😋😘

Iza no tia Galety?😝🤭Mandrampiandry tsika ny épisode 10 Ary aloha dia andao hankafy ity m**omamy ity ee😅🍑😋Portion 4000ar✅...
04/12/2025

Iza no tia Galety?😝🤭
Mandrampiandry tsika ny épisode 10 Ary aloha dia andao hankafy ity m**omamy ity ee😅🍑😋
Portion 4000ar
✅Afaka personnalisena, afaka asiana soratra ❤️😍 Prix selon personnalisation 💫

DM ou ☎️ directement ❤️
🤩

Merci pour votre Confiance 💋😍

Encore meilleur vœux de bonheur pour ce petit Bou🥳❤️ Gâteau à l'étage personnalisé Boss Baby😍-Ganache monté-Genoise Choc...
02/12/2025

Encore meilleur vœux de bonheur pour ce petit Bou🥳❤️
Gâteau à l'étage personnalisé Boss Baby😍
-Ganache monté
-Genoise Choco🤤

Mankasitraka hatrany Nahatoky anay🥰🙏

Address

De Ambohimanarina
Antananarivo
101

Telephone

+261345127444

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsa Pâtiss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category