Patisserie cuisine food MDG

Call Directions

Patisserie cuisine food MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Patisserie cuisine food MDG, Food service distributor, Antananarivo.

โคNahandro Gasy Iriko ๐Ÿ”๐Ÿฅช vous emporte des nourritures craquants et delicieux ๐Ÿ˜
*Livraison rapide et partout ร  ๐Ÿ›ต
Nous attendons votre commande en ligne ๐Ÿ™๐Ÿฟโค

09/10/2026
Bonjour, ๐Ÿ˜Šmisokatra izahay izao ora izao ary ny toerana misy anay dia   ,  Miantso avy atrany hoany commande โ˜Ž0385303179...
09/10/2026

Bonjour, ๐Ÿ˜Š

misokatra izahay izao ora izao ary ny toerana misy anay dia ,
Miantso avy atrany hoany commande
โ˜Ž0385303179,0373399403
Ora fiasana ,maraina 8h00/19h00 hariva
(Alatsinainy ,alarobia,alakamisy ,zoma,sabotsy, alahady)
Miantso avy atrany raha sendra taraiky ny famaliana anao ato @ hafatra tompoko ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟโคโค

arao hatrany ny page fa asiana fivoriany ny  tendakanina ato ho ato ka homany ny kibo sy tonga dia   be ๐Ÿ˜Š๐Ÿ”Aona izany mih...
31/07/2026

arao hatrany ny page fa asiana fivoriany ny tendakanina ato ho ato ka homany ny kibo sy tonga dia be ๐Ÿ˜Š๐Ÿ”
Aona izany mihinana na be na be izany be be sy be izany
eto ny date sy ny fotoana ary ny ora fa aza miala ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™๐Ÿฟ
Fa ireto aloha ny sakafo ato misy ny rehetra alefaso ny commandenao fa manao izahay toerana moa ety mahazo
mafana tsara be ๐Ÿ›ต

Salama daholo oh๐Ÿ˜ety Ambohitrimanjaka Ambatolaona no misy anay ,misy karazana snack sy tsakitsaky ato aminay ah,eo ihany...
22/07/2026

Salama daholo oh๐Ÿ˜ety Ambohitrimanjaka Ambatolaona no misy anay ,misy karazana snack sy tsakitsaky ato aminay ah,eo ihany koa n'y resaka viennoiserie Ary ko izahay ,tsy adino ihany koa n'y ry reto an koa aza misalasala ary mandefa commande aao Patisserie cuisine food MDG na miantso mivantana โ˜Ž๏ธ๐Ÿ“ž0385303179 0385044296,ireo ny carte rehetra ka aza misalasala ary manao ny commande fa enao no andrasana sisa ๐Ÿ˜๐Ÿ™๐Ÿผ

Faly miarahaba antsika rehetra indray izay mpanaraka eto @ pejy  fa efa maรฑana place  afaka  isakafoanana izahay sady ia...
21/07/2026

Faly miarahaba antsika rehetra indray izay mpanaraka eto @ pejy fa efa maรฑana place afaka isakafoanana izahay sady iarahana misakafo sy ny namana rehetra ๐Ÿ˜๐Ÿ˜misy koa ny sur commande ary manao livraison manerana n'y eto Antananarivo sy ny manodidna ihany koa koa aza misalasala ary manantona mivantana symanao commande fa vonona hanome ny tsara indrindra sy miavaka hoanao izahay ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ
Marihina eto ihany koa fa mandray commande gรขteau koa izahay ๐Ÿฅž๐ŸŽ‚๐Ÿฐ๐Ÿฅฎ
Commande su r mp ou
Contact 0385303179,0385044296







Hoany androany alahady manao livraison izahay ๐Ÿ™๐ŸฟTsara tonga dia miantso manao ny commande tompoko ๐Ÿ”๐Ÿ—๐ŸŒฎ            Frais d...
04/07/2026

Hoany androany alahady manao livraison izahay ๐Ÿ™๐Ÿฟ
Tsara tonga dia miantso manao ny commande tompoko ๐Ÿ”๐Ÿ—๐ŸŒฎ




Frais de livraison miakina ny toerana misy anao ๐Ÿ™๐Ÿฟ

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345865457

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Patisserie cuisine food MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share