Tsam Tsam

Tsam Tsam Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsam Tsam, Dessert Shop, Ankatso 2, Antananarivo.

07/07/2024

Salama daholo ❤
Etoana izahay dia mankasitraka feno antsika rehetra tonga nanohana anay t@ Salon Gourmand 5ème édition teny @ Le Pavé Antaninarenina omaly ❤
Mankasitraka ny mpikarakara Bon Plan Gourmand 👌❤🙏
Ny mpiara-miasa A&R Universe , A&R Food , 𝐎𝐑𝐈𝐎𝐍'𝐓𝐀𝐒𝐓𝐄 .
Indrindra ihany koa ianareo mpanaraka tsy tapaka ny pejy ❤

Mankasitraka indrindra 🙏❤

Efa aty izahay an ❤😋Stand n°22Misy dégustation gratuite 😋😋
06/07/2024

Efa aty izahay an ❤😋
Stand n°22
Misy dégustation gratuite 😋😋

Manasa anareo izahay ❤
29/06/2024

Manasa anareo izahay ❤

Hey hey heyy❤
Nous sommes ravis de vous annoncer que nous allons participer au SALON GOURMAND 5ème édition 🤩🤩
Eo @ stand 22 no hisy anay 😉 miaraka @ 𝐎𝐑𝐈𝐎𝐍'𝐓𝐀𝐒𝐓𝐄 sy Tsam Tsam 🥰 eny @ Le Pavé Antaninarenina 📍@ 6 JUILLET ho avy izao⏳
Tongava maro fa maro be ireo zavatra ho hitanareo any😋❤

**ENTRÉE GRATUITE**

Salama daholo oMandray commande mini pizza izahay ho amin'ny rahampitso ❤️Prix : 2000ar / pièceMp avy hatrany ary o❤️Na ...
28/06/2024

Salama daholo o
Mandray commande mini pizza izahay ho amin'ny rahampitso ❤️
Prix : 2000ar / pièce
Mp avy hatrany ary o❤️
Na miantso ny laharana :0343692917/ 0344660876📞

Manao livraison ihany koa izahay 😊

Araka ny hitatsika dia i Kïall Noum Rak no nahazo réactions betsaka indrindra  t@ ilay lalao dia miarahaba azy isika 🎉🎉❤...
21/06/2024

Araka ny hitatsika dia i Kïall Noum Rak no nahazo réactions betsaka indrindra t@ ilay lalao dia miarahaba azy isika 🎉🎉❤🎉🎉🎉🎉🎉
Manasa anao hiditra Mp avy hatrany ❤
Aza miala lavitra ny pejy fa ho avy ny vokatra vaovaon'ny Tsam Tsam ❤

21/06/2024

❗❗ 19h30 no tapitra ny lalaotsika an❗❗
Mbola afaka mandray anjara 🥰💜

Salama daholo e❤️❤️Andao ry reto asina lalao fa efa tena ela2 izy zay a🥺🥰Alohan'ny amohanTsam Tsamamam produits vaovao i...
19/06/2024

Salama daholo e❤️❤️
Andao ry reto asina lalao fa efa tena ela2 izy zay a🥺🥰
Alohan'ny amohanTsam Tsamamam produits vaovao indray dia aleo asiana lalao🎊
Loka azon'izay mpandresy ary: 5 PIÈCES de mini pizzas be izao 🍕😋

Toy izao ary ny fitsipika amin'ilay lalao:

🔴 Mentionneo ny namana mba hanaraka sy hanisy j'aime ny page

🔴Partageo en mode public ity publication ity

Marihina fa izay mahazo réaction be indrindra no mahazo ny loka🎊

Ny lalaontsika dia mivaly amin'ny ZOMA ho avy izao

Milalaova ary sao ianao no tsara vintana e🤗🎁

Miarahaba an'ireo Reny rehetra 💐❤Tahian'ny Tompo manokana anie izy ireny ❤
26/05/2024

Miarahaba an'ireo Reny rehetra 💐❤
Tahian'ny Tompo manokana anie izy ireny ❤

Bonjour daholo ❤Mandray commande indray izahay ho an'izay hanao goûter mini-pizza rahampitso ❤Prix: 2.000ar Lieux: Ankat...
08/05/2024

Bonjour daholo ❤
Mandray commande indray izahay ho an'izay hanao goûter mini-pizza rahampitso ❤
Prix: 2.000ar

Lieux:
Ankatso II: 0343692917
Sabotsy Namehana : 0344660876

Mini-pizza 12cm : 2.000ar🏠Lieu: -Ankatso II               -Sabotsy Namehana☎️0343692917 ou 0344660876
05/05/2024

Mini-pizza 12cm : 2.000ar
🏠Lieu: -Ankatso II
-Sabotsy Namehana
☎️0343692917 ou 0344660876

Salama daholo indray e❤Efa manomboka mandray commande Pizza sy crêpe panée izahay ho an'ny androany sy rahampitso an ❤📝➡...
30/04/2024

Salama daholo indray e❤

Efa manomboka mandray commande Pizza sy crêpe panée izahay ho an'ny androany sy rahampitso an ❤📝
➡️Pizza 12cm( sauce tomate, poulet, charcuterie, fromage, huile d'olive, origan) : 2.000ar
➡️Crêpe panée : 5.000ar/ 4pièces

Contact: 0343692917
0344660876
Livraison possible:
⭕achat de 3pizzas et plus
⭕1 barquette de crêpe panée

❤❤
26/04/2024

❤❤

Manao aohoana ny Vendredi magnifique anareo ao?👀
Ity indray misy offre vaovao izay tena Magnifique ho anareo ❤️
Pour le lancement de notre projet de collaboration avec des jeunes entrepreneurs ✊ voici le FOOD SOLIDARITY, pour soutenir des jeunes talentueux de la cuisine 🤩

Notre première collaboration avec Tsam Tsam 🥰

Les informations sur les tarifs arrivent bientôt 📣 sur ce, invitez vos amis à nous suivre et n'hésitez pas à partager notre publication pour soutenir des jeunes entrepreneurs ✊

́

Address

Ankatso 2
Antananarivo

Telephone

+261343692917

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsam Tsam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category