Gambo - Snack & Bakery

Gambo - Snack & Bakery Crunchy • Smooth • Creamy ✨

Churros Churros Churros ✨🍨 Ao amin’ny RN3 Sausage House izahay rahampitso 4 Septembre, hanamamy ny Zoma Manifika anareo ...
03/09/2026

Churros Churros Churros ✨🍨

Ao amin’ny RN3 Sausage House izahay rahampitso 4 Septembre, hanamamy ny Zoma Manifika anareo !

Mirary faran’ny herinandro mamy be atsika rehetra ary o 🥰

02/09/2026

Les churros de Gambo - Snack & Bakery sont disponibles chez RN3 les mercredis et samedis ! ✨

02/09/2026

Androany mihaona e!
Ao Sausage House Andranobevava ny fotoana, miandry anareo 'zay ! 🍨🍧

Parce que vos retours valent plus que tous nos discours… 💛Chez Gambo, on met tout notre cœur à vous préparer des churros...
01/09/2026

Parce que vos retours valent plus que tous nos discours… 💛

Chez Gambo, on met tout notre cœur à vous préparer des churros croustillants et savoureux. ✨
Un immense merci pour votre confiance et votre gourmandise.

On se donne rendez-vous demain à RN3 Sausage House Andranobevava Combo Gambo sy pain saucisse ao tsaraaa zanjy ✨🍨

Mazotoa Homana ! 😘

29/08/2026

Tsy vary fa churros no varotanay androany, ato amin'ny RN3 Sausage House !
Karibo

29/08/2026

Mirary soa indrindra an’i RN3 Sausage House ao amin’ny Tiakaly Food Festival. Manasa anareo hitsidika ! 🥰

C’EST LE WEEKEND GAMBO 🤤‼️ Mifarana ity ny herinandro, mifarana ihany koa ny volana. Fa ny hanoanana nefa voa manomboka ...
28/08/2026

C’EST LE WEEKEND GAMBO 🤤‼️

Mifarana ity ny herinandro, mifarana ihany koa ny volana. Fa ny hanoanana nefa voa manomboka 🫠

••• 1 0 .0 0 0 Ar ••• dia efa mahazo barquette anakiray. Churros anaky 7 be zao ny ao anatiny 🤤
(calma zanjy a reo anaty fanendasana azy reo ny telo ambony)

🍨 Ho avy anampy mamy any amin’ny RN3 Sausage House Andranobevava ihany koa izahay amin’ity Sabotsy 29 Août ity ka manasa anareo hitsidika sy ifampizara desserts ✨

Mirary faran’ny herinandro finaritra atsika rehetra ary ô 🥰

✨ NEW ‼️ AGAIN ‼️ ✨🤤 — Churros Glacé 🍧 Retrouvez-nous à RN3 Sausage House tous les Mercredis et Samedis pour goûter à ce...
26/08/2026

✨ NEW ‼️ AGAIN ‼️ ✨🤤

— Churros Glacé 🍧

Retrouvez-nous à RN3 Sausage House tous les Mercredis et Samedis pour goûter à ces savoureux Churros accompagnés d’une boule de glace pour accueillir cet été 😉

Notre service de livraison reste ouvert pour les barquettes de Churros classiques, on vous la livre là où vous êtes 📍

🇲🇬

26/08/2026

✨ NEW ‼️ Les Baby Churros ✨🤤

Retrouvez-nous à Sausage House tous les Mercredis et Samedis pour goûter ces petites merveilles enrobées de sauce Cacao.

Notre service de livraison reste ouvert pour les barquettes de Churros classiques, on vous la livre là où vous êtes 📍

🇲🇬

22/08/2026

Zany ara ny Baby Churros 😉♨️

Churros kely, miaraka amin’ny coulis de Fraise sy sauce cacao 🤤

Isakin’ny weekend izahay ato amin’ny RN3 Sausage House . Tongava maro, miandry anareo izahay ♨️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gambo - Snack & Bakery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share