06/02/2023
Bonjour les gens 😘😘
🔻 Noho ny antony izay mbola tsy fantatra mazava dia voatery ary tsimaintsy niova page izahay 🔺
Ka apetrakay etona sahady ny fialana tsiny 🙇
Aza miala hatrany @ '' GOÛT DU SESAME '' satria vonona hatrany izahay ny hanome fahafaham-po ho anao 😇😉
Livraison du Lundi au Samedi ( 9h à 16h30 )
À partir de 3.000ar
Contact : 0344156870