At00dy Bé

At00dy Bé Œufs frais, grand calibre, et double jaune, Atody vaventy be, ara-pahasalamana, kambana ny tamenany

Hello 😋, Inona ny gouter tsy mandany fotoana, mora atao, sady tsy mandany menaka nefa dia tena ankafizin'ny ankizy ? 🥞 P...
27/06/2023

Hello 😋,
Inona ny gouter tsy mandany fotoana, mora atao, sady tsy mandany menaka nefa dia tena ankafizin'ny ankizy ?
🥞 Pancake banane 🍌 nefa.

Izao no fanaovana azy :
☝️Manka akondro izay fatrany tianao, nena nataoko 1kg, potserina tsara
✌️Asiana atody 🥚 1, tonga dia vakiana ao, dia afangaro tsara,
🤟Arotsaka indray mandeha ny lafarinina 300g ary ampiarahana amin'ny levure 1/2 sotro kely, dia afangaro tsara
🖖Raha maditidity dia ampio rano kely mba halefaka tsara
🖐️Hosorana menaka ny lapoaly, dia avela hafana tsara, rehefa mamay dia arotsaka ny pâte.
🖐️☝️ Avadibadika tsara ho masaka ny lafiny roa, dia zay.

🌞 Raha tianareo, afaka ampiana hanitra sokola na cannelle na citron, 😋

Mihinana finaritra ooh

Stay connected

Coucou daholo,Ho antsika tia mikarakara rehefa fety ao, ity misy sopapa : Nanao mayonnaise ampiarahana amin'ny choux fle...
24/06/2023

Coucou daholo,

Ho antsika tia mikarakara rehefa fety ao, ity misy sopapa :
Nanao mayonnaise ampiarahana amin'ny choux fleur, dia afaka ampiana charcuterie kely.. Hummm.. 😋
Nareo koa ve rehefa manao mayonnaise misy tonga dia vonona miaraka amin'ny m**o eo akaiky eo 🤣🤣🤣

Ho an'ireo mitady fanaovana mayonnaise tsy hatahorana hivadika sady haingana, tsidiho ity rohy ity : https://www.facebook.com/100092004435012/posts/124808880595926/

23/06/2023

C'est l'heure du goûter !!!
Ity misy karazana m**o telo, natao tamina recette iray ihany fa ny moule no natao samihafa.
Mihinana finaritra ooh
Suivez la page pour découvrir la fameuse recette

Stay connected

Hello, bon vendredi joli daholo 😁Elaela tsy teto fa hainareo fa période d'examen ny ankizy teo dia nifantoka kely tamin'...
23/06/2023

Hello, bon vendredi joli daholo 😁
Elaela tsy teto fa hainareo fa période d'examen ny ankizy teo dia nifantoka kely tamin'izay ny tena.
Inona no gouter azo atao raha manana At00dy Bé 3 ohatra nareo ?
Aza miala fa andefa sopapa eto a miaraka amin'ny recette rehefa aveo.

Stay connected

19/06/2023

Bonjour à tous,
Alatsinainy indray ny andro, na mbola tena anaty fiomanana amin'ny fanadinam-panjakana ny ankizy, maro koa no efa miditra sy miomana ho an'ny fialan-tsasatra.
Manaraha tsy tapaka ny pejy fa hizara ireo karazana taitaikanina fihinan'ny ankizy rehefa vanim-potoana tahak'izao.
Mirary erinandro mahafinaritra miaraka amin'ny ary AtOOdy Bé oooh.

Stay connected

18/06/2023

🎉 Happy fatherday 🍾 tratry ny fetin'ny ray 🎉

Cette semaine, c'est l'occasion de faire plaisir aux papas qui nous soutiennent tous les jours. Qu'avez vous prévu de le...
12/06/2023

Cette semaine, c'est l'occasion de faire plaisir aux papas qui nous soutiennent tous les jours.
Qu'avez vous prévu de leurs offrir ?

Efa maro isika no nanjifa At00dy Bé, faly ery le mahazo kambana. Vitsivitsy anefa izy ireo satria 1/1000 amin'ny atody a...
12/06/2023

Efa maro isika no nanjifa At00dy Bé, faly ery le mahazo kambana. Vitsivitsy anefa izy ireo satria 1/1000 amin'ny atody avokan'ny akoho ihany no sendra anio.
Mifalia ary raha efa anisan'ireo efa nisitraka azy io ianareo satria olona ambinina ianareo 🤞.

Stay connected

Bonjour, Pour bien démarrer ce dimanche, rien de tel que ce pti dej : une bonne tasse de café sans sucre et une tranche ...
11/06/2023

Bonjour,
Pour bien démarrer ce dimanche, rien de tel que ce pti dej : une bonne tasse de café sans sucre et une tranche de cake made by At00dy Bé.
Vous avez quoi de votre côté ?


Rester connecter pour découvrir les 04 éléments clés pour faire des cakes comme les grands chefs 😉

10/06/2023

Coucou,
Le mois de juin, nous célebrons beaucoup de fêtes, nous avons commencé par la fête des mères, maintenant arrive la fête des pères qui sera suivi par la fête nationale.
Avec At00dy Bé, c'est l'occasion de passer des moments conviviaux avec ceux qui nous sons proches, familles et amis.
Laissez vous tenter par les délicieuses recettes et rendons spéciales et inoubliables tous ces évènements.

Que feriez-vous avec ces ingrédients ?        La suite, stay connected
09/06/2023

Que feriez-vous avec ces ingrédients ?

La suite, stay connected

Address

Soamanandrariny, Mahazo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when At00dy Bé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category