Tend 'a-Kanina

Tend 'a-Kanina Kaly

Manomboka rahampitso ity revy ity ๐Ÿ˜Miaraka Amin The Root ihany koa isika raha Noana Vary ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
09/09/2026

Manomboka rahampitso ity revy ity ๐Ÿ˜

Miaraka Amin The Root ihany koa isika raha Noana Vary ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

Haka Aina kely izahay dia miverina ny 21 septambra an๐Ÿ˜๐Ÿ™๐ŸพAo Amin ny (FIA/FIG) Foire international de lโ€™agriculteur  et de...
07/09/2026

Haka Aina kely izahay dia miverina ny 21 septambra an๐Ÿ˜๐Ÿ™๐Ÿพ

Ao Amin ny (FIA/FIG) Foire international de lโ€™agriculteur et de la gastronomie kosa izahay ny 10-11-12-13 septambra ๐Ÿ˜

Oroka mamy ๐Ÿ˜˜

Salady akoho ๐Ÿ—
28/08/2026

Salady akoho ๐Ÿ—

Mirary tontolo Andro Milay be ๐Ÿ‘Š๐Ÿพ
25/08/2026

Mirary tontolo Andro Milay be ๐Ÿ‘Š๐Ÿพ

Samediiiiiiiiii
15/08/2026

Samediiiiiiiiii

12/08/2026

Iza ilay olona mitady Vary Sy laoka iny foana ?
Tongava Eny am The Root Eny faravohitra ๐Ÿ˜‰

Mirary tontolo Andro Milay be hoan ny tendakanina rehetra

Mirary herinandro Milay be ๐Ÿ˜
10/08/2026

Mirary herinandro Milay be ๐Ÿ˜

05/08/2026

Miarahaba oh
Tsy Misy service (tsy misokatra) hoan ny anio alarobia fa Manomana zavatra Milay be ny ekipa

Misaotra e

Asabotsy ny Andro sao lazainao fa alahady ๐Ÿคง๐ŸคงFull Hatraty andakozia Mirary faran ny herinandro Milay be ๐Ÿ‘Š๐Ÿพ
25/07/2026

Asabotsy ny Andro sao lazainao fa alahady ๐Ÿคง๐Ÿคง
Full Hatraty andakozia

Mirary faran ny herinandro Milay be ๐Ÿ‘Š๐Ÿพ

Address

Ankorondrano
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00

Telephone

+261384705349

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tend 'a-Kanina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tend 'a-Kanina:

Shortcuts

Share