Babool MDG

Babool MDG 🔰Mandray commandes gâteaux pour tout événements,...
🍀Pâtisserie🍀
📲034 56 741 54

Chantilly vanillé🎂Ho asiantsika vente Flash  eto amin'ny page fa arao tsy tapaka ary oh, sady ho avy tsy ho ela koa ny j...
22/02/2024

Chantilly vanillé🎂

Ho asiantsika vente Flash eto amin'ny page fa arao tsy tapaka ary oh, sady ho avy tsy ho ela koa ny jeu antsika 🎊
🏠Iavoloha
📲034 56 741 54

🎂Chantilly mascarpone à la vanille 🎂Mankasitraka ny amin'ny fahatokisana oh🙏📲034 56 741 54🏠 Iavoloha🔰Commande 3jours en ...
20/02/2024

🎂Chantilly mascarpone à la vanille 🎂
Mankasitraka ny amin'ny fahatokisana oh🙏
📲034 56 741 54
🏠 Iavoloha

🔰Commande 3jours en avant

Salama daholo ✨ ela ela izay tsy teto fa dia faly izahay mampahafantatra anareo fa efa miverina mandray commandes gâteau...
19/02/2024

Salama daholo ✨ ela ela izay tsy teto fa dia faly izahay mampahafantatra anareo fa efa miverina mandray commandes gâteaux pour tout événements izahay 🎂
Aza misalasala miditra mp na
📲 034 56 741 54

🍀Mirary soa🍀

Misaotra betsaka tamin'ny fahatokisana oh ✨🙏
18/01/2023

Misaotra betsaka tamin'ny fahatokisana oh ✨🙏

Miarahaba antsika rehetra tompoko ny BABOOL.Hisokatra Ary ho hitanareo eto Antananarivo izahay rahampitso 3 Novembre 202...
02/11/2022

Miarahaba antsika rehetra tompoko ny BABOOL.
Hisokatra Ary ho hitanareo eto Antananarivo izahay rahampitso 3 Novembre 2022 à partir de 13:30 ka ny toerana ahitana n'y BABOOL FOOD TRUCK STREET FOOD Dia mora hita Kely ho anareo. MANDRIMENA IAVOLOHA EN FACE MAKIPLAST A 80M DE LA STATION TOTAL MANDRIMENA vers Iavoloha.😋
Koa manasa anareo rehetra ho tonga amin'ny fisokafan'izany fa ho falifaly foana izahay handray anareo Ary ianareo koa ho falifaly foana ihinana sakafo Babool🤩
Mivoha sy hisokatra amin'ny 13:30 ho anareo izahay ka omano ara ny kibo ry reto an.
MIANDRY ANAREO IZAHAY.😀🤗

Miarahaba antsika rehetra tompoko.     Izahay eto amin'ny BABOOL dia faly mampahafantatra anareo fa eto Antananarivo iza...
05/10/2022

Miarahaba antsika rehetra tompoko.
Izahay eto amin'ny BABOOL dia faly mampahafantatra anareo fa eto Antananarivo izahay anomboka tsy ho ela la hanakaiky bebe kokoa anareo hatrany.
Hitondra Fivoarana sy sakafo tsara ho antsika rehetra izahay BABOOL ka ampahafantarina anareo tsy ho ela eto ihany ny toerana misy anay sy ny ahafahanareo mandefa commande.
Hisaorana be Dia ne sahady ianareo sasa niandry anay taty Antananarivo sy ianareo izay ho mpanjifa n'y vokatra BABOOL.
Tsy adino indrindra s'y hisaorana mitafotafo koa ianareo ao Faratsiho mpanjifa nahafatrapo izay tsy ho voatanisa fa Mbola ho avy n'y fotoana hitondra Zavatra ho anareo foana izahay.
Ny teny filamatra entinay ato amin'ny BABOOL moa Dia hoe FALIFALY FOANA E! Sakafo sahazan'ny rehetra Ka Dia misaotra s'y mankasitraka antsika rehetra tompoko.
FALIFALY FOANA E!

Hiezaka foana izahay ny hanome ny tsara  ho anareo .🌼Mankasitraka be dia be ny amin'ny fahatokisana🙏
31/07/2022

Hiezaka foana izahay ny hanome ny tsara ho anareo .🌼
Mankasitraka be dia be ny amin'ny fahatokisana🙏

Red velvet🤗10 pax
30/07/2022

Red velvet🤗
10 pax

Red velvet 🎂
16/07/2022

Red velvet 🎂

Address

Antananarivo

Telephone

+261349478529

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Babool MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category