26/12/2025
βΌοΈππππ π’πππ§π₯π #πππ’π‘ππ₯π’ π π₯π¨π¦π¦ππ ππ π‘π¬ π©ππππ‘π¬
Voankazo isan'ny ankafizin'ny rosiana ny akondro ankoatra ny paoma. Miha-lafo anefa ny vidin'ny akondro any , koa dia nanapa-kevitra ry zareo fa hamboly akondro "sous serre".
πMety tsara amin'ny toe-tany any amin'ny faritra atsimon'i Russie ny akondro, ary afaka volana vitsy monja dia hiaka-bokatra. Any Amerika atsimo no fanafaran-dry zareo akondro hatramin'izay.
Mila mihetsika isika eto antoeranaππ²π¬