12/05/2026
Fantatrao ve fa ny jus ananas bio dia iray amin’ireo jus tena mahasalama satria be vitamines sy minéraux. Ireto ny tombony lehibe azo avy aminy:
👉Manampy digestion
Misy enzyme atao hoe bromélaïne ao amin’ny ananas izay manampy amin’ny fandevonan-kanina sy mampihena fahatsapana mavesatra ao an-kibo.
👉Manamafy hery fiarovana
Be vitamine C izy ka manampy hiaro amin’ny sery sy aretina.
👉Tsara ho an’ny hoditra
Manampy hahatonga hoditra mamirapiratra sy salama noho ny antioxydants ao anatiny.
👉Manome énergie naturelle
Ny sucre naturel sy vitamines ao amin’ny ananas dia manampy hery ho an’ny vatana.
👉Tsara ho an’ny fo sy circulation sanguine
Manampy amin’ny fivezivezen’ny rà sy mety hampihena inflammation.
👉Manampy detox naturel
Satria be rano izy dia manampy manadio vatana sy manala poizina.
👉Afaka manampy amin’ny fitazonana lanja
Raha tsy asiana siramamy be dia mety tsara amin’ny régime satria mampahavoky nefa tsy mavesatra.
👉Manampy ny taolana
Misy manganèse izay ilaina amin’ny fahasalaman’ny taolana.
Raha mila jus anana bio ianao dia aza misalasaka mandefa MP na miantso ny 034 26 500 02
Tsy ny anana irery ihany ny jus bioj ataonay fa mbola misy maro