B-Savor

B-Savor Pationate/Healthy/Tasty/Miscellaneous Food

❌❌Araraoty fa mandalo ny trondro🐟😋❌  😜Ndao mba tolorana fanomezana hafa Kely indray ny Maman e!🐟🐟🐟👉Trondro Tilapia amin'...
25/05/2026

❌❌Araraoty fa mandalo ny trondro🐟😋❌

😜Ndao mba tolorana fanomezana hafa Kely indray ny Maman e!🐟🐟🐟
👉Trondro Tilapia amin'ilay "Frais tsara"

👉Alefaso dieny izao ny commande ary.

- Sabotsy ariva sy ny Alahady maraina samy misy livraison daholo

💸22.000ar (+200g) mihoatra
20.000ar ( 100g) manodidina
18.000ar ( 80g) no midina

☎️034 38 288 08
034 72 141 01
034 38 389 62

Vaovao be ty 👌 Ho an'ny fetin'ny pentecôte aloha
22/05/2026

Vaovao be ty 👌
Ho an'ny fetin'ny pentecôte aloha

09/05/2026

B-Savor dia mandray commande gâteau fête dès mères.

Aza misalasala ary miresaka aminay fa izay mety amin'ny budget anao mihitsy no tanterahanay

Afaka manome sary ihany koa ianareo.

Aza tara Ary oh

☎️034 38 389 62
034 72 141 01

👐Tinay hatrany mampahafantatra anareo fa ireo tolotra manaraka ireto dia azonay atao manatanteraka azy:     👉 Cantine is...
16/04/2026

👐Tinay hatrany mampahafantatra anareo fa ireo tolotra manaraka ireto dia azonay atao manatanteraka azy:

👉 Cantine isan'andro
👉 Sakafo atoandro ho anareo mpanao formation.
👉 Fety isan-karazany ka ilana sakafo atoandro sy tsakitsaky

* Manomboka amin'ny 3000ar /5000ar/10.000ar/15.000ar./20.000ar

🫵Eh! Aza adino ary ny miantso mivantana ☎️034 38 389 62
Na miditra hafatra miafina B-Savor .

Merci Encore🙏    café et Déjeuner B-Savor ☎️ 034 38 389 62
13/04/2026

Merci Encore🙏

café et Déjeuner

B-Savor ☎️ 034 38 389 62

B-Savor ☎️034 38 389 62
26/03/2026

B-Savor
☎️034 38 389 62

Merci  Mini Buffet👌☎️ 0343838962B-Savor
22/03/2026

Merci
Mini Buffet👌

☎️ 0343838962
B-Savor

Miarahaba !Afaka manao sakafonareo:  PLAT CANTINE 3.000AR✔️ 3️⃣ 0️⃣ 0️⃣ 0️⃣ ARIARY☎️ 0343838962
17/02/2026

Miarahaba !
Afaka manao sakafonareo:



PLAT CANTINE 3.000AR
✔️ 3️⃣ 0️⃣ 0️⃣ 0️⃣ ARIARY

☎️ 0343838962

Des galettes, dea galettes pour les Rois😜Merci à l'équipe de basket👌
09/02/2026

Des galettes, dea galettes pour les Rois😜
Merci à l'équipe de basket👌

Miarahaba indray oh.👐🙏 Mankasitraka fa voaray anay fa hoe tena tsara Ilay gâteau.👉Iezaka anatsarana foana ihany anefa iz...
07/01/2026

Miarahaba indray oh.👐
🙏 Mankasitraka fa voaray anay fa hoe tena tsara Ilay gâteau.
👉Iezaka anatsarana foana ihany anefa izahay.
Misaotra anareo manohana foana🙏

Misokatra indray fandraisana commande Ary.
-15.000 ar (forme bûche avec barquette)
-20.000 ar (4prs)
-30.000 ar (6prs)
-40.000 ar (8prs)
-50.000 ar (10prs)

Tsy miova :034 38 389 62 / 034 72 141 01 ireo azahoana anay na Tonga dia mp.

Address

II H 2 GVAGbis Nanisana
Antananarivo
101

Telephone

+261343838962

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B-Savor posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to B-Savor:

Share