Entremet by Maman Mi

Entremet by Maman Mi 🍰Gâteau glacé très gourmands 😋🍰

bonjour bonjour 😊 tena oe manome motivation b lay retour omenareo anay🥰merci beaucoup atsika rehetra miverina mandray co...
14/11/2025

bonjour bonjour 😊
tena oe manome motivation b lay retour omenareo anay🥰
merci beaucoup atsika rehetra
miverina mandray commande ndray androny pour livraison samedi 🍫
☀️Bonne journée à tous ☀️

😍Miam Miam 😋 🎉TONGA ILAY NANDRASANA ô!🎉🥧 Entremet na gâteau glacé chocolat                  🍫 tri chocolat 🍫   🥰 Ataotsi...
12/11/2025

😍Miam Miam 😋
🎉TONGA ILAY NANDRASANA ô!🎉
🥧 Entremet na gâteau glacé chocolat
🍫 tri chocolat 🍫
🥰 Ataotsika @ endriny vaovao ndray en gobelets 🥰
☺️tsy voatery manao commande 6pc tsony
👉🏼Tsiro tsy miova nefa ny vidiny mirary atrany
8000ar
👉ho any mercredi 8 pièce sisa dispo tout de suite
afaka mandray commande fona nefa☺️

NB: Aza miala lavitra ny pejy tsika ary...aza adino manisy j'aime ny pejy

11/11/2025

mitohy fona fandraisana commande pour jeudi 🥰
mp sao tara ndray an!

11/11/2025

makasitraka tsika rehetra najifa androany,ialana tsy zay tsy nahazo !
livraison pour demain 10pc sisa dispo fa efa feno commande

📍📍lalao oh lalao fanomezana be 📍📍📌Inona ary cadeau oh?😍😍👉🏻Lalao azahona Entremet en gobelets 🍫🥰 Misy fepetra kely ilay l...
11/11/2025

📍📍lalao oh lalao fanomezana be 📍📍📌

Inona ary cadeau oh?😍😍
👉🏻Lalao azahona Entremet en gobelets 🍫🥰

Misy fepetra kely ilay lalao azahona azy ka ireto ary tsotra dia tsotra :
1_ asina jaime ny page by Maman Mi
2_ inviter des amis (alefaso eo @ commentaire ny capture)
3_Mentionneo ny amis rehetra izay tinao andray anjara
4_Partageo ao amin'ny profil nao en public ity pub ity sy amin'ny groupe izay misy anao

Olona ray no ahazo ny loka ka andao ilalao soa ianao ilay tsara vintana amin'ity cadeau mamy beuh ity (ATAO TIRAGE)😍😍😍

Valin'ny lalao amin'nyVendredi 14 novembre 2025

Ndao ilalao daholo ary oh aza adino manasa namana ilalao sy I abonnez ny pagentsika 🥰🥰
bonne chance daholo
Abonnez vous🙏😍

04/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nicole Han, Patrick Ravomanana, Rindra Rasehenonirina, Maman'i Aaron Moise

😍Miam Miam 😋 ❤️Les amateurs du glace  et de chocolat 🍫🥧 Entremet na gâteau glacé chocolat 🍫 🥰Hiverina tsy ho ela tsika  ...
27/09/2025

😍Miam Miam 😋
❤️Les amateurs du glace et de chocolat 🍫
🥧 Entremet na gâteau glacé chocolat 🍫
🥰Hiverina tsy ho ela tsika
🥰 Ataotsika @ endriny vaovao ndray
☺️tsy voatery manao commande 6pc tsony
👉🏼Tsiro tsy miova nefa ny vidiny mirary atrany🥰
NB: Aza miala lavitra ny pejy tsika ary...aza adino manisy j'aime ny pejy

21/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fringues Moor, Tsara Mod

06/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Frip Mode, Sasha Winner, Chris'tiinah Salem, I'tia Sy Nday, Oréah Michou

Mbola mitohy ny fandraisana commandeGâteau glacé 🤗Gâteau 3 chocolat pour Pâques 🍫🐰Prix encore promotion 5000ar/prsMp ou ...
26/03/2024

Mbola mitohy ny fandraisana commande
Gâteau glacé 🤗
Gâteau 3 chocolat pour Pâques 🍫🐰
Prix encore promotion 5000ar/prs
Mp ou ☎️ tel 0343920039

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Entremet by Maman Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category