Petits Festins

Petits Festins Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Petits Festins, Dessert Shop, Ankadikely Ilafy, Antananarivo.

🎂 🧁🍔🍕 Gâteaux et pièces cocktail pour tous vos événements
📅 Sur commande
📍Lieu de récupération : Ankadikely 🇲🇬

Catalogue 👇
https://bit.ly/cataloguepetitsfestins

Feno hatramin’ny 08 juin ny planning anay ❤️Mankasitraka anareo mahatoky anay hatrany 🌺Ary mirary lundi de Pentecôte mam...
25/05/2026

Feno hatramin’ny 08 juin ny planning anay ❤️
Mankasitraka anareo mahatoky anay hatrany 🌺

Ary mirary lundi de Pentecôte mamy sy feno fifaliana ho anareo rehetra ihany koa 💕

🌸 Fête des mères 🌸Mbola misy commande vitsivitsy afaka raisinay amin’ity… fa tena voafetra. Ka raha mbola mikasa hanao s...
21/05/2026

🌸 Fête des mères 🌸

Mbola misy commande vitsivitsy afaka raisinay amin’ity… fa tena voafetra.

Ka raha mbola mikasa hanao surprise mamy ho an’i neny nareo…
aleo mi-confirmer am'ity weekend ity 🌺

➡️ Izay mandefa acompte hatramin'ny alahady izao ihany no raisinay.
➡️ Dimanche 31 mai daholo no alaina na aterina ny gâteaux 👀

Tena nahafinaritra ahy nanao an’ireto gâteau ireto 🥹💕Tsotra… fa ireny mihitsy no tena manja rehefa eny ambony latabatra ...
20/05/2026

Tena nahafinaritra ahy nanao an’ireto gâteau ireto 🥹💕
Tsotra… fa ireny mihitsy no tena manja rehefa eny ambony latabatra 🌺

Sa ahoana hoy ianareo 👀

Tsara sa tsara ? 🌺☺️“Thème livre sy papillon.Joyeux anniversaire Miangaly”“Thème médecine sy violet.Pour tes 10 bougies ...
18/05/2026

Tsara sa tsara ? 🌺☺️

“Thème livre sy papillon.
Joyeux anniversaire Miangaly”

“Thème médecine sy violet.
Pour tes 10 bougies Docteur Miangaly”

Ireo no commande nataon’i mamany…
dia ohatran'izao no nanaovako azy 👀💕

Tianareo vé raha anareo? ..

Kely sisa dia feno ny commandes amin’ity weekend ity 👀🌺Ka raha mbola mikasa haka pièces cocktail nareo…aleo mi-confirmer...
12/05/2026

Kely sisa dia feno ny commandes amin’ity weekend ity 👀🌺

Ka raha mbola mikasa haka pièces cocktail nareo…
aleo mi-confirmer mialoha ihany 💕

* Ny commande misy acompte ihany no izy a 😭

2022 izy no nanao commande voalohany  👀Dia mbola mahatoky anay foana hatramin’izao 😘Mahafaly anay foana ny zavatra otran...
11/05/2026

2022 izy no nanao commande voalohany 👀
Dia mbola mahatoky anay foana hatramin’izao 😘
Mahafaly anay foana ny zavatra otran'zany ❤️

Marina aloha…
Fa misy fotoana tsy lafatra ny atao,
tsy araka izay eritreretina 😅
Misy zavatra koa mbola mila hatsaraina.
Fa miezaka foana izahay,
ary miara-mivoatra aminareo eto ❤️

Mankasitraka 🌺

Fetin’iza indray no manaraka ? 👀Teto… cupcakes no natolotra ny invités 😏Ahoana ny fahitanareo azy ? 👀Ry zareo aloha afap...
06/05/2026

Fetin’iza indray no manaraka ? 👀
Teto… cupcakes no natolotra ny invités 😏

Ahoana ny fahitanareo azy ? 👀
Ry zareo aloha afapo tsara ❤️

Pièces cocktail tamin'ny weekend indray ireto zaraina aminareo ireto.Tsy vao voalohany ity cliente ity no naka tato amin...
04/05/2026

Pièces cocktail tamin'ny weekend indray ireto zaraina aminareo ireto.

Tsy vao voalohany ity cliente ity no naka tato aminay,
misy Antony ao 💕🌺

Mankasitraka 🌺

Gâteau ihany ve dia ampy ? 👀Sa aleo miaraka amin'ny cocktail sy déco 😏Cérémonielle hatrany no miaramiasa aminay 🌺
30/04/2026

Gâteau ihany ve dia ampy ? 👀
Sa aleo miaraka amin'ny cocktail sy déco 😏

Cérémonielle hatrany no miaramiasa aminay 🌺

Petite question très sérieuse :vous mangez vraiment ces décorations ? 😏Sur ce gâteau, même Spiderman se mange…(ou pas, s...
25/04/2026

Petite question très sérieuse :
vous mangez vraiment ces décorations ? 😏

Sur ce gâteau, même Spiderman se mange…
(ou pas, selon votre choix)

⚠️ Pensez à réserver au moins 3 jours avant la date de votre événement

𝑬𝒏𝒚 𝒔𝒂 𝒕𝒔𝒊𝒂 ?Tsy voatery pièces montées foana rehefa mariage 😏Raha ohatran'izao kosa…mbola tsy lany manja mihitsy 👀
13/04/2026

𝑬𝒏𝒚 𝒔𝒂 𝒕𝒔𝒊𝒂 ?
Tsy voatery pièces montées foana rehefa mariage 😏

Raha ohatran'izao kosa…
mbola tsy lany manja mihitsy 👀

Address

Ankadikely Ilafy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 12:00

Telephone

+261341075117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Petits Festins posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category