04/04/2023
Ity page ity dia natao hifandraisantsika mahafantatra ary efa niandry ela ny fisokafan'ny compte facebook Fromage Matoy Faratsiho, sy ho antsika ihany koa efa naheno ka te hanandrana ny fromage Matoy. Maro ny vokatra hatolotra ho anareo ary mankasitraka antsika rehetra.