HPatiss

HPatiss En cas de doute, choisissez toujours le silence !

Cake GM aux amandes 30.000 Ar
09/10/2025

Cake GM aux amandes
30.000 Ar

09/10/2025

J’ai gagné 109 followers au cours des 90 derniers jours ! Merci à toutes et tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans vous. 🙏🤗🎉

24/05/2025
Mandray commande foana1 andro mialohaMp032 59 100 25 WhatsApp034 13 324 70Misaotra antsika mialoha o
24/05/2025

Mandray commande foana
1 andro mialoha
Mp
032 59 100 25 WhatsApp
034 13 324 70
Misaotra antsika mialoha o

Bonjour à tous Nanararaotra ilay jiro nandeha enhte 17h - 19h iny omaly za, nisy namana nanao commande dia nekeko ,sady ...
18/10/2024

Bonjour à tous
Nanararaotra ilay jiro nandeha enhte 17h - 19h iny omaly za, nisy namana nanao commande dia nekeko ,sady efa elaela izay tsy nisy commande ary tsy sahy nandray commande noho ny jiro tapaka foana. Nefa dia sady natahotra ihany aho 😁 satria une fois miditra anaty four ny cake dia nefa tapaka tampokany jiro dia tsy mitombo intsony io na kely aza , tsara be ity Najanoko 25.000 ar ny prix fa tsy nataoko 30.000 ar ntsony o.
Quatre-quarts à la noix de coco et aux raisins secs.
Mp , na miantso 0341332470 na Whatsaap 0325910025
Bonne journée daholo o ❤❤❤

Noho ny tahotra ny jiro sao tapaka dia miasa alina  foana Cake au lait GM  MpO341332470 Whatsaap 0325910025
08/09/2024

Noho ny tahotra ny jiro sao tapaka dia miasa alina foana
Cake au lait GM
Mp
O341332470
Whatsaap 0325910025

Quiches 3 no atao androany, vao 1 no vita ,ilay masira no hitako tena tian'ny olona , Gisy ava- baovao tsy ho ela , masi...
08/09/2024

Quiches 3 no atao androany, vao 1 no vita ,ilay masira no hitako tena tian'ny olona ,
Gisy ava- baovao tsy ho ela , masira no resaka eto
Tian'ny olona ilay quiche,
Mankasitraka antsika hatrany .
Mp na miantso mivantana 0341332470
Whatsaap 032t910025

Livrer-na sisa Lasa be mpitia ny quiches Ity izao quiche au poulet  Cake GM aux raisins secs et aux graines de sésames M...
07/09/2024

Livrer-na sisa
Lasa be mpitia ny quiches
Ity izao quiche au poulet
Cake GM aux raisins secs et aux graines de sésames
Manasa antsika hiditra mp na miantso mivantana ny 0341332470
Whatsaap 032t910025
1 andro mialoha no manao commande o.
Ireto avy ny afaka jifaina ho an'izay mila o
*** Quiche aux jambons et au fromages
*** Quiche aux poulets et aux fromages
*** Quiche lorraine et.c
Nouveaux :
*** cake carotte à la noix de coco
*** cake carotte aux poudres d'amandes et amandes effilées
*** cake au chocolat façon brownies ⁸

Natory t@ 8 sasany alina aho, taitra à minuit fa manenjika commande n'olona.Quiches  aux poulets sy cake GM aux raisins ...
06/09/2024

Natory t@ 8 sasany alina aho, taitra à minuit fa manenjika commande n'olona.
Quiches aux poulets sy cake GM aux raisins secs, rahampitso ireo voa fonosina fa aleo @ izay za hiverina hatory.😅😁

Izay vao nandeha ny jiro  ,androany no tokony livréna dia voatery rahampitso , Quiches aux poulets Quiches lorraines
31/08/2024

Izay vao nandeha ny jiro ,androany no tokony livréna dia voatery rahampitso ,
Quiches aux poulets
Quiches lorraines

Miverina ny HPatiss rehefa niato andro maromaroCommande androany Quiches aux poulets  30.000 ArAfaka mandefa Mp Whatsaap...
23/08/2024

Miverina ny HPatiss rehefa niato andro maromaro
Commande androany
Quiches aux poulets 30.000 Ar
Afaka mandefa Mp
Whatsaap 0325910025
O341332470
Mankasitraka o
Ny cake
Muffins salés ou sucrés
Cookies
Efa afaka manao commande o, 1 andro mialoha o.
Misaotra antsika izay efa nandray anjara

Address

Talatamaty
Antananarivo
105

Telephone

+261341332470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HPatiss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category