Kal'Nay

Kal'Nay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kal'Nay, Food service distributor, Antananarivo.

Iza koa ny tsy MBA anao eo🤣🤣Aza adino ny madefa commande annn 😊Na minana kisoa🐷 na tsy minana✖️ ianao Dia misy ''pâté de...
11/09/2025

Iza koa ny tsy MBA anao eo🤣🤣

Aza adino ny madefa commande annn 😊

Na minana kisoa🐷 na tsy minana✖️ ianao Dia misy ''pâté de foie ''izay ilaina ato Aminay

🐷 Porc
🐔 Volaille
🐄 Boeuf

Koa alefaso mialoha Ary n'y commande Sao tara

Mp avy hatrany 📩📩

Client satisfait 🥰🙏Merci encore 💗Io izao client Mbola hivarotra izy Dia nangataka MBA atao 500g avy daholo ny anazy Hony...
02/09/2025

Client satisfait 🥰🙏

Merci encore

💗Io izao client Mbola hivarotra izy Dia nangataka MBA atao 500g avy daholo ny anazy Hony😅 dia notanterahanay ny fagatahany

Koa Ianao izay Mbola tsy mahalala Dia manao pâté de foie izahay
♦️ PORC 🐷
♦️ BOEUF 🐄
♦️ VOLAILLE 🐔

Aza misalasala miditra hafatra miafina 📩na Mbola hivarotra na hanadrana fotsiny Ary 😊

Bonne soirée 😚 😘

Merci Toldo sy ny equipe  🙏🙏  Barea  finale 🎉🙏🎊
22/08/2025

Merci Toldo sy ny equipe 🙏🙏

Barea

finale 🎉🙏🎊

17/08/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Nirina Rak, Ny Rina Soa, Lo Lah, L'aingo Rav, Soa Lalaina, Antsa Nomena

Aiza ianareo no manao vacances Amin ity sa mijanona ao an trano ihany 😅😅Si non Bonne vacances daholo izay andeha vacance...
11/08/2025

Aiza ianareo no manao vacances Amin ity sa mijanona ao an trano ihany 😅😅
Si non
Bonne vacances daholo izay andeha vacances ohhh 😘😘

20/06/2025

❌Porc 2kg dispo de suite
❌ Livraison demain

17/06/2025

Tena Miala tsiny fa Mbola sahirana Kely Dia tsy afaka manao an Ilay tirage 🙏🙏 fa Mbola misy olana Kely🙏🙏

11/06/2025

✔️Pâté de foie boeuf 🐮
✔️Pâté de foie Volaille 🐔
❌ Dispo de suite ❌
▶️Mp pour réserver 😉

07/06/2025

Pâté de foie Boeuf 1kg sisa no dispo,izay Tonga aloha ihany 😊

JEUX KELY INDRAY ARY ALOHA Fizarana PÂTÉ indray Ary eee☺️☺️     ❌250g pâté izay tinao☺️ Porc 🐷, boeuf 🐮ou volaille 🐔▶️ A...
06/06/2025

JEUX KELY INDRAY ARY ALOHA

Fizarana PÂTÉ indray Ary eee☺️☺️

❌250g pâté izay tinao☺️
Porc 🐷, boeuf 🐮ou volaille 🐔

▶️ Asio j'aime ny page
▶️ Mila mazoto manao partage Ary partage-o max ity pub ity
▶️ Identifieo ny namana 10 farafakeliny

❤️Let's Go les amies 😘 Aminy 15juin ny fisarihana izay manaraka fepetra ihany no mahazo

🍁Offre valable AUJOURD'HUI et DEMAIN Uniquement 🍁❌TOUT A 20 000Ar ❌▶️ Izay Tonga aloha ihany no mahazo azy fa vitsivitsy...
06/06/2025

🍁Offre valable AUJOURD'HUI et DEMAIN Uniquement 🍁

❌TOUT A 20 000Ar ❌

▶️ Izay Tonga aloha ihany no mahazo azy fa vitsivitsy izy ato fa tsy betsaka annn ☺️

🔻 Pâté de foie porc 🐷
🔻 Pâté de foie boeuf 🐮
🔻 Pâté de foie Volaille 🐔

Mp pour réserver 📩📩

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kal'Nay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share