Amande et raisin sec

Amande et raisin sec Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amande et raisin sec, Food & Drink, Ambanidia, Antananarivo.

14/09/2023

😍😍SALAMA DAHOLO EEE😍😍,
✅✅HAINAO VE FA MANADIO SY MANAMAFY NY ATINAO NY ❓❓
✅✅ TE HANANA HODITRA MADIO SY MALANDINA TSARA KOA VE IANAO🤗😍❓❓
✅✅ARY MANANA OLANA ARA-DIGESTIF❓❓

‼️ITY NO VAHAOLANA HO ANAO‼️✅Misotro ranona Raisin sec isa-maraina alohan'ny hisakafo maraina.

ENY 😀😀tena ilaina sy manana ny asany tokoa ny raisin sec amin' ireo sehatra reo.

👉👉ZAVATRA ILAINA:
✅ 160 g sy 1/2 litre rano mangotraka

👉👉FOMBA FIKARAKARANA AZY :
Mila diovina tsara aloha ilay raisin sec anh... Noho izany, ny atao dia:
💧🔥Mampangotraka rano hafa ankoatran le 1/2, ary araraka ao ilay raisin sec avy eo.
⌛Avela hilona mandritran'ny 15 min dia kobanina amin'ny rano madio tsara avy eo.

Rehefa vita izany dia:
🍶 Atao anaty tavoahangy ilay raisin sec voadio tsara dia ampina le 1/2L rano mangotraka.
❄️Farany, avela hangatsika dia avela hilona mandritran 24 Ora zay vao sotroina ny maraina.

👉👉FOMBA FISOTROANA AZY:
✅Mba ampisy vokany tsara dia sotroina 30 min alohan'ny hisakafo maraina.
✅1 vera mandritran'ny 4 andro misesy ny fisotroina azy mba ampadio tsara, afaka sotroina mafana na matimaty.

NB:Rehefa avy misotro azy, ny tsara dia matoritory mandritran'ny 30 min alohany hisakafo maraina.

Aza misalasala arany manantona anay 🤗 ao amin commentaire ny prix 😉



Address

Ambanidia
Antananarivo

Telephone

+261340156549

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amande et raisin sec posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category