22/08/2026
"Ataovy tsotra foana ihany" indray hoy izy 🤭 Rehefa izy izay no m'commande ato dia efa fatatray indray ny zavatra ho lazainy. Anisan'ny cliente tena tsy mba sarotiny mihitsy fa dia mahatoky tanteraka no sady mankafia ny tsiron'ny gâteau an'i Ny's cakes. 🤗 Mankasitraka anao 🥰
🍰 Commander 2 à 3 jours à l'avance
📩ou📱 0345258314
📍 Analamahitsy cité