Pure Milk - Tsiky

Pure Milk - Tsiky Pure Milk-Tsiky "Lait mitondra tsiky hoan'ny tontolo andronao 😁"

18/04/2023

Salama daholo isika rehetra 😊😊😁

Ireto ny conditions générales de vente ntsika ary ô :

👉 COMMANDE:

✔️Ny commande dia atao iray andro mialoha, manomboka maraina hatramin'ny 7 ora hariva 😉
Ohatra: atao lundi ny commande hoan'ny mardi...

✔️Ny annulation commande raha misy tsy fahafahana maka tampoka (indrindra hoan'ireo efa manana andro fixe anaterana, ohatra hoe efa anaterana foana isaky ny lundi) dia atao iray andro mialoha ihany koa, manomboka maraina hatramin'ny 7 hariva 😉

👉PAIEMENTS

☑️ Espèces: rehefa amin'ny fotoana anaovana ny livraison na récupération 😉

☑️Mobile-Money: Alohan'ny livraison na ny récupération 😉

👉TAVOAHANGY

☑️ Afaka atao ny échange de bouteille hoan'ireo izay manana fahafahana ny amin'izany, izay tsy afaka mamerina tsy maninona mihitsy ☺️😉

Izay sy izay aza ny conditions de vente koa dia mankasitraka feno antsika manjifa eee, sy ireo izay mbola hanjifa!!

MIRARY SOA INDRINDRA TOMPOKO ❤️

Manakory eeeee, inoako fa nahafinaritra tsara ny week-end lava be sy ny fetin'ny P***a eee!!? 😊😊Dia te ampatsiahy antsik...
11/04/2023

Manakory eeeee, inoako fa nahafinaritra tsara ny week-end lava be sy ny fetin'ny P***a eee!!? 😊😊

Dia te ampatsiahy antsika fotsiny za hoe efa talata androany 🙂🙂

Dia indro aza ny valin'ilay lalao nataontsika eeeeeee,,, 😉😉

I Tsila Ran no nahazo an'ilay ronono 2l rehefa nanaraka ny toromarika rehetra... Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara dia araho foana ny pejy, dia asao foana ny havana amantsakaiza i s'abonner fa tsy ijanona ny offre samihafa sy ny jeu######x 🤪🤪

Dia mitohy isanandro ihany koa ny fandraisana commande hoan'izay anjifa ny ronono ato amin 'ny Pure Milk - Tsiky , ❤️

Zay ary no ela fa dia bonne semaine, dia hitondra hery, tanjaka ary fahasalamana hoantsika rehetra anie ny ronono pure Milk-Tsiky 😊

08/04/2023

Bonjour les milk - lovers, mbola manankery androany tontolo ilay jeu ao anh!!! Amin'ny Mardi mizara loka hoan'zay nahafeno ny fepetra ao annnnh 🙂🙂

Bon week-end pascal daholo 🙂

Coucou daholo, aleo asiantsika give away ho mariky ny fisokafan'ity page tsika ity 🙂🙂Alefa aryyyyy eeee:"1)Asiana 👍 ny p...
04/04/2023

Coucou daholo, aleo asiantsika give away ho mariky ny fisokafan'ity page tsika ity 🙂🙂

Alefa aryyyyy eeee:"

1)Asiana 👍 ny page Pure Milk-Tsiky sy ity publication ity, https://www.facebook.com/profile.php?id=100091224943920&mibextid=ZbWKwL

2) Zaraina en mode public ity lalao ity aveo,

3)Tantarao ao amin'ny commentaires hoe inona daholo ny azo atao amin'ny ronono ankoatry ny hoe sotroina 😉 dia mentionnéo namana 3 hilalao ihany koa,

4)Izay commentaires be réactions indrindra hatramin'ny sabotsy, sady manaraka ny toromarika rehetra no mahazo loka:
RONONO 2L avy aty aminayyyy 😊😊😊. Alefa aryyyyyyy oo

Address

Carion/Mahazo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 15:00
Saturday 10:00 - 15:00

Telephone

+261345457141

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pure Milk - Tsiky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pure Milk - Tsiky:

Share

Category