Soif'y

Soif'y Bienvenue😉😉, on propose des boissons fraîches et fruitées pour égailler votre journée

Finaritra eee😊😊!!! Nangingina kely izahay tato  fa aza matahotra ianareo fa hanolotra zava-baovao ho anareo izahay😉  Tsy...
02/11/2023

Finaritra eee😊😊!!! Nangingina kely izahay tato fa aza matahotra ianareo fa hanolotra zava-baovao ho anareo izahay😉

Tsy inona moa izany fa ny ✨✨" JUS SMOOTH" ✨✨, izy ity moa dia jus naturel ihany fa amin'ilay anarana we ✨smooth ✨ Dia concentré sy onctueux ilay izy.
Entina miandalana aminareo eto ihany ny karazany ka araho foana ny page ee 😊😊😊

Faly miarahaba antsika rehetra eto ❤️, isaorana hatrany ianareo manaraka anay🤗😉Androany izahay dia faly manolotra anareo...
13/10/2023

Faly miarahaba antsika rehetra eto ❤️, isaorana hatrany ianareo manaraka anay🤗
😉Androany izahay dia faly manolotra anareo ny vokatra voalohany izay vokarinay ato @ Soif'y dia tsy inona fa ny 💜 " Purple Ade " 💜

🤔 Inona moa ilay " Purple Ade", izy io dia limonady vita avy amin'ny Voaroy. 🤤🤗

Ka manasa antsika rehetra hanjifa, efa natao amin'ny vidiny mirary dia mirary ee 😊😊

Hello💗 efa manomboka mafana ity ny andro!!Mahafinaritra ery zao raha miaraka amin'ny jus mangatsika tsara mandende eny 😉...
09/10/2023

Hello💗 efa manomboka mafana ity ny andro!!
Mahafinaritra ery zao raha miaraka amin'ny jus mangatsika tsara mandende eny 😉

😊Afaka manome fahafaham-po ho anao izahay ka manasa atsika hanaraka ny pejy 😘

On vous donne rendez-vous à très bientôt pour découvrir nos produits 😊😊😊

Restez connecter !!!!!

'y

Address

Antananarivo

Telephone

+261349406978

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soif'y posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category