Tsiro by Vonimanitra

Tsiro by Vonimanitra Nos produits

Sucrés : Cake banane, cake aux raisins secs, cake marbré, cake tout choco

Salé: Cacapigeon hyper croustillant 🤤

2 cakes aux raisins secs disponible pour demain 17000 ar livré 😊
19/06/2026

2 cakes aux raisins secs disponible pour demain

17000 ar livré 😊

Anio sisa dia ho vitasoa ny iraka nampanaovina 😊Efa afaka mandray sahady ny commande izahay 😉Livraison rahampitso sabots...
19/06/2026

Anio sisa dia ho vitasoa ny iraka nampanaovina 😊

Efa afaka mandray sahady ny commande izahay 😉

Livraison rahampitso sabotsy 20 juin 2026

Na cake na madeleines no mety aminao dia aza misalasala manoratra aminay 🥰

Cake 7000 ar/ pièce
Madeleines 6000 ar/ paquet de 10 pièces

Miandry anareo izahay ary ooo

Nahavita soa ny alina daholo oooo 🙏Tsy ho eto Antananarivo ny mpanao cake @ io herinandro ho avy io noho izany raha mila...
13/06/2026

Nahavita soa ny alina daholo oooo 🙏

Tsy ho eto Antananarivo ny mpanao cake @ io herinandro ho avy io noho izany raha mila cake ianareo dia hatao rahampitso ka livraison alatsinainy 😊

Afaka mandefa commande h@ rahampitso @ 12 ora atoandro fa après midi izahay no hanao azy 😉

Cake 7000 ar/ pièce (cake aux raisins secs - cake marbré- cake tout choco)

Madeleines 10 pièces 6000 ar

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra daholo Ary oooo 🥰

Salama ooo ☺️Efa an- dalana ny livreur antsika ho an'ny anio, efa afaka mandray sahady ny commande rahampitso izahay hat...
10/06/2026

Salama ooo ☺️

Efa an- dalana ny livreur antsika ho an'ny anio, efa afaka mandray sahady ny commande rahampitso izahay hatramin'ny 4 ora tolakandro 🎉

Cake 7000 ar (cake aux raisins secs- cake marbré- cake tout choco)

Madeleines 10 pièces 6000 ar

Mini cake 6 pièces 12000 ar

Mirary alarobia feno fitahiana ho antsika rehetra ooo 🙏🥰

Talata sahadyyyy 😁Misy livraison isika rahampitso 😊Iza daholo no hanaterana? 7000 ar/ pièce ny cake ato amin'ny Tsiro by...
09/06/2026

Talata sahadyyyy 😁

Misy livraison isika rahampitso 😊

Iza daholo no hanaterana?

7000 ar/ pièce ny cake ato amin'ny Tsiro by Vonimanitra

Cake aux raisins secs
Cake marbré
Cake tout choco

Alefaso alohan'ny amin'ny 4 ora tolakandro ny commande ary ooo 🥰

Livraison antsika manaraka amin'ny zoma ho avy izao indray 😉7000 ar/ pièce ny cakeCake aux raisins secs Cake marbré Cake...
03/06/2026

Livraison antsika manaraka amin'ny zoma ho avy izao indray 😉

7000 ar/ pièce ny cake

Cake aux raisins secs
Cake marbré
Cake tout choco

Afaka mandefa commande h@ rahampitso hariva amin'ny 4 ora tolakandro ianareo 🥰

Misaotra ny gazety "Ao raha" tamin'ity lahatsoratra mahafinaritra ity. Nitantarako fohifohy ny lalana nodiavina tamin'it...
03/06/2026

Misaotra ny gazety "Ao raha" tamin'ity lahatsoratra mahafinaritra ity.

Nitantarako fohifohy ny lalana nodiavina tamin'ity tontolon'ny fanaovana cake ity 😊

Mamakia finaritra daholo 🥰

Ho an'ny fetin'ny reny 💐Azo atao fanampin'ny fanomezana omena an'i neny, mamikely anie eeee 🥰Cake fleur aux raisins secs...
27/05/2026

Ho an'ny fetin'ny reny 💐

Azo atao fanampin'ny fanomezana omena an'i neny, mamikely anie eeee 🥰

Cake fleur aux raisins secs+ cake fleur marbré+ livraison= 20000 ar

Afaka mandefa commande hatramin'ny zoma hariva @ 4 ora, sabotsy daholo ny livraison antsika @ io tolotra io.

Aza tara fa voafetra ihany ny livraison azonay atao ☺️

Ndao hankalazaina ilay olona tena tia antsika 🤱Soraty eto ambany ny hafatra fohy ho an’i Neny ❤️Ny hafatra mahafinaritra...
26/05/2026

Ndao hankalazaina ilay olona tena tia antsika 🤱

Soraty eto ambany ny hafatra fohy ho an’i Neny ❤️

Ny hafatra mahafinaritra indrindra dia hahazo cadeau spécial avy amin’ny TSIRO BY VONIMANITRA 🎂💐

Lalao ataontsika hatramin'ny sabotsy hariva amin'ny 5 ora 🥰

Vitasoa ny fety daholo 😊Sady manantitra ny fisaorana sy fankasitrahana anareo rehetra nampahery sy nitondra am- bavaka t...
25/05/2026

Vitasoa ny fety daholo 😊

Sady manantitra ny fisaorana sy fankasitrahana anareo rehetra nampahery sy nitondra am- bavaka tamin'ny fahoriana nidona taminay 🙏

Misaotra indrindra anareo ihany koa naharitra ny fakana aina kely ka tsy nandraisana commande mihitsy nandritra izay fotoana fohy izay. Miverina amin'ny fanaovana cake sy fandraisana commande izahay manomboka rahampitso Talata 26 mai 2026, livraison ny alarobia 27 mai 2026.

Ho an'ny fetin'ny reny ho avy io dia misy tolotra matsiro be omena antsika manomboka ny zoma sy sabotsy ary alahady ho avy izao 🎉

Soava ny herinandro vaovao dia mirary soa ho antsika rehetra 🥰

Address

Tongarivo Tanjombato
Antananarivo
102

Telephone

+261346458686

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiro by Vonimanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category