16/08/2026
❣️A ne pas manquer 😊
🍪biscuits faits maison tena miavaka 🍪
✅Mandray anjara amin'ny festivRodorodon'ny Tantsahaaha eny amin'ny stade maki andohatapenaka izahay ny 19-20-21-22-23 Août ho avy zao,
👉Stand №255 no ahitana anay.
Tongava hanandrana ny biscuit ato aminay😊