Tsena nakai

Tsena nakai Pejy natokana hifanampiana sy hifanoroana zay mahasoa @ tontolo fambolena sy fiompina

😂😂😂
14/01/2026

😂😂😂

Blague kely 😁
R-Aly

13/01/2026

mbola ho azoko le Dmô be iny🤣🤣🤣🙏🙏🙏

05/01/2026

🌿🚨 AZA ATAO TSINONTSINONA NY TONGOTRA MIVONTO ! 🚨🌿
(Pieds qui gonflent – Œdème)

Maro no mihevitra fa reraka fotsiny na nitsangana ela rehefa mivonto ny tongotra.
⚠️ FA MARINA VE IZANY ?

Matetika dia fambara lehibe avy amin’ny vatana io, ary mety misy aretina miafina ao ambadik’izany.

🩺 INONA NO MAHATONGA NY TONGOTRA MIVONTO ?
🔴 Fikorontanan’ny fivezivezen’ny ra
🔴 Fo malemy (insuffisance cardiaque)
🔴 Aretin’ny voa (insuffisance rénale)
🔴 Rano miangona ao anaty vatana (rétention d’eau)
🔴 Aretin’ny lalan-dra (trouble veineux / varices)
🔴 Tosidrà avo (Hypertension)
🔴 Diabeta
🔴 Aretin’ny aty na aty malemy

👉 Indraindray dia aretina goavana no miafina nefa ny tongotra mivonto no famantarana voalohany.

🚨⚠️ IREO FAMANTARANA TSY AZO ATAO TSINONTSINONA — MILA MIJERY DOKOTERA AVY HATRANY ⚠️🚨

❌ Mivonto isan’andro
❌ Mivonto na marary rehefa kitihina
❌ Misy fanaintainana na hafanana
❌ Misy fiovana loko (manga, mena, mainty)
❌ Mivonto miaraka amin’ny sempotra, havizanana, fitempon’ny fo tsy ara-dalàna
🚨 Aza miandry ela raha misy amin’ireo ireo.
➡️💭Ao @ commentaire efa misy Toro hevitra mahasoa natao anao ary afaka atao vonjy maika ihany koa🌿
➡️Mp avy hatrany fa manana Baume zahay ary manao massage Tompoko
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍

📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00

05/01/2026

📍 Faritra telo: Mahajanga, Antananarivo ary Vakinankaratra no efa nahitana tranga Mpox amin'izao ary miisa 40 ireo olona voan'ity aretina ity.

⭕ Any Mahajanga no tena betsaka marary raha samy tranga iray avy no hita taty Antananarivo sy Vakinankaratra.

21/12/2025

Chantal sy ny vadiny

Mandray commande tee-shirt vierge na personnalisé izahayNatao hampiavaka anao na hatao fanomezana kely amin'izao faran'n...
20/12/2025

Mandray commande tee-shirt vierge na personnalisé izahay
Natao hampiavaka anao na hatao fanomezana kely amin'izao faran'ny taona izao
Mirary soa

Address

67HA Ny Havana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena nakai posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share