Baume Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Baume, Grocers, Antananarivo.

🔥🌿 KAILAS JEEVAN 🌿🔥💙 Crème Ayurvédique Multifonction tena mahomby 💙❗❗ Efa maro no afa-po sy miverina maka indray satria ...
22/05/2026

🔥🌿 KAILAS JEEVAN 🌿🔥
💙 Crème Ayurvédique Multifonction tena mahomby 💙

❗❗ Efa maro no afa-po sy miverina maka indray satria nahita fiovana tao anatin’ny fotoana fohy.

❓ Marary tonon-taolana?
❓ Misy ratra tsy mety sitrana fa mihitatra?
❓ Mangidihidy? Hoditra vakivaky? May masoandro?

👉 KAILAS JEEVAN no safidy atokisan’olona maro!

✅ Manampy mampihena fanaintainana amin’ny hozatra sy tonon-taolana
✅ Manampy amin’ny ratra sy fery kelikely tsy mety sitrana
✅ Manalefaka hoditra maina sy vakivaky
✅ Mampitony mangidihidy sy may masoandro
✅ Tsy mifidy karazana hoditra
✅ Azo ampiasain’ny ankizy sy olon-dehibe

🌱 Produit Ayurvédique Natural & Safe
✨ Tsy misy effet secondaire fantatra raha ampiasaina ara-dalàna
✨ Malefaka amin’ny hoditra
✨ Mora ampiasaina isan’andro

📌 Torohevitra fampiasana :
➡️ Diovy tsara ilay faritra
➡️ Hosory moramora 2 à 3 fois isan’andro
➡️ Ataovy tsy tapaka raha tiana hahita fiovana tsara sy haingana

💬 Maro ireo efa nampiasa no nilaza fa :
✔️ Nahatsapa fahamaivanana haingana
✔️ Nihena ny fanaintainana
✔️ Nihatsara ny hoditra sy ny ratra

💰 VIDINY :
📦 Boîte 60g : 40.000Ar (cacheté)
🧴 Tube : 25.000Ar

📍 Toerana : Antananarivo
🚚 Mandefa faritra
🛵 Manao livraison eto Tana
Contact 038 68 760 75

⚠️ Stock voafetra matetika noho ny hamaroan’ny maka azy.
📩 Alefaso message dieny izao raha te hanafatra na mila fanazavana fanampiny.

🌿😮‍💨 ASME MAMPIJALY VE? FOTOANA IZAO HIKARAKARANA NY TAOVAM-PISEFOANAO! 😮‍💨🌿❄️ Amin’izao vanim-potoana ririnina sy fiova...
19/05/2026

🌿😮‍💨 ASME MAMPIJALY VE? FOTOANA IZAO HIKARAKARANA NY TAOVAM-PISEFOANAO! 😮‍💨🌿

❄️ Amin’izao vanim-potoana ririnina sy fiovaovan’ny toetrandro izao dia maro ny olona tratran’ny: ✔️ Fahasemporana ✔️ Kohaka tsy mety afaka ✔️ Sempotra amin’ny alina ✔️ Tratra mavesatra ✔️ Tsy fahampian-drivotra

😣 Ny asme dia mety avy amin’ny: 🌫️ Allergie 🧬 Héréditaire (lovain-jafy) 💨 Vovoka sy setroka ❄️ Rivotra mangatsiaka

⚠️ Ary rehefa tsy voakarakara tsara dia mety hiteraka: ❌ Fahasemporana miverimberina ❌ Tsy fahitan-tory ❌ Havizanana sy tsy fahazoana aina ❌ Fikorontanan’ny taovam-pisefoana indrindra amin’ny alina

👶👦👩👴 Na zaza, na tanora, na olon-dehibe dia afaka mampiasa azy 🚫 Tsy mifidy taona 🚫 Tsy misy fady manokana 🌿 Satria BIO ASME dia produit naturel sy bio, natao hanampy ny taovam-pisefoana amin’ny fomba malefaka sy azo antoka.

✅ Vokatsoa azo avy amin’ny BIO ASME INFUSION : 🌱 Manampy hanamaivana ny fahasemporana 🌱 Mampitony kohaka 🌱 Manampy ny lalan-pisefoana hisokatra tsara 🌱 Manome fahatsapana aina sy miaina malalaka kokoa 🌱 Manampy amin’ny torimaso milamina amin’ny alina

📦 1 paquet = traitement 10 jours 💰 Vidiny : 30.000 Ar monja

💬 Betsaka ireo efa nampiasa no nahatsapa fiovana tsara tamin’ny fisefoana sy ny fahazoana aina rehefa nampiasa tsy tapaka.

📍 Eto Tana 🚚 Mandefa faritra & manao livraison

📞 Commande / Infos : 038 68 760 75

😣 Efa ela aho no nijaly tamin’ny allergie…Sempona, orona mikoriana, maso mangidihidy…👉 Nanelingelina ny fiainako isan’an...
08/05/2026

😣 Efa ela aho no nijaly tamin’ny allergie…
Sempona, orona mikoriana, maso mangidihidy…
👉 Nanelingelina ny fiainako isan’andro 😔

Nandany vola be tamin’ny fanafody aho…
💸 mihoatra lavitra noho ny 35.000Ar
❌ Fa toa niverina foana ilay izy… tsy nahita fiovana maharitra

---

📖 Rehefa hitako ALLERGO 🌿
Nanandrana pake 1 (6 andro) aho…

⏳ Tao anatin’ny fotoana fohy…
✨ efa tsapako ny fiovana:
✔️ Nihena ny sempotra
✔️ Tsy dia nikoriana intsony ny orona
✔️ Nahazo aina kokoa aho 😌

---

💭 Fa tsapako fa mbola tsy ampy…
👉 Satria efa ela loatra no nijaliako
➡️ Dia nanohy nampiasa aho

🔥 Rehefa nanohy… vao tena nahita vokatra:
✔️ Mihena be ny fiverimberenan’ny allergie
✔️ Afaka miaina tsara indray aho
✔️ Miverina ny heriko 💪

---

✨ Izay no nahatonga ahy hivarotra azy
👉 Satria efa niainako ny vokany
👉 Ary efa maro koa no niverina nanafatra (preuve sociale)

---

🌿 ALLERGO
✅ 100% voajanahary
✅ Mety amin’ny zaza, ankizy, olon-dehibe
✅ Manampy amin’ny allergie:

Taovam-pisefoana

Mivoaka amin’ny hoditra

---

🔥 35.000Ar monja ny pake 1 (6 andro)
👉 Raha oharina amin’ny vola efa lany taloha… kely sisa izany

⏳ Stock voafetra — betsaka no efa manandrana izao

---

💬 Raha efa leo miverimberina ny allergie…
👉 Izao no fotoana hanandramanao azy

📞 Contact: 038 68 760 75
🚚 Livraison Antananarivo & mandefa faritra

---

✉️ Soraty “ALLERGO” dieny izao
👉 Aza miandry hiharatsy vao mihetsika 🚀

😩 Marary lohalika? Ozatra reraka? Tratra   tsy mety afakakohakaNa ankizy na olon-dehibe dia mety hiaina izany isan’andro...
08/05/2026

😩 Marary lohalika? Ozatra reraka? Tratra tsy mety afakakohaka
Na ankizy na olon-dehibe dia mety hiaina izany isan’andro 😔

Izaho tompon’ity page ity aza efa victime tamin’ny fanaintainan’ny lohalika sy ozatra nandritra ny fotoana ela…
Sarotra ny nihetsika, nijoro ela na nanao asa andavanandro 😣
Fa rehefa nampiasa ity Huile Massage Sukoon ity aho dia nahatsapa fahamaivanana tsikelikely ✅✨

Ankehitriny dia maro ireo efa mampiasa azy satria :
✔️ Tsy mifidy taona
✔️ Mety amin’ny ankizy sy olon-dehibe
✔️ Tsara ho an’ny lohalika, lamosina, soroka ary ozatra
✔️ Manampy mampitony tratra rehefa amn kohaka ts met mijanona

💆‍♂️ Mety ho an’ny :
• Ankizy mora marary tratra
• Olona manao sport
• Miasa mafy sy mijoro ela
• Marary lohalika sy ozatra
• Reraka vatana sy lamosina

✨ Tombony :
✔️ Manampy manamaivana fanaintainana
✔️ Manampy hampitony ozatra sy vatana
✔️ Mora ampiasaina isan’andro
✔️ Boîte cacheté tsara sy azo antoka

💰 40.000Ar — 100ml
📍 Antananarivo
🚚 Livraison Tana sy mandefa faritra

📞 038 68 760 75

⚠️ Vitsy sisa ny stock disponible amin’izao fotoana izao.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baume posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category