05/10/2026
‼️Fampahafantarana ‼️
Noho ny tsy fahampian’ny bouchon misy logo Caprice mahazatra antsika, dia misy CAPRICE sasany amin’izao fotoana izao mampiasa bouchon manga hafa. 💙
Ny sarony ihany no niova, fa ny CAPRICE ao anatiny dia mbola ilay CAPRICE mahazatra ihany !
Fiovana vonjimaika ihany izany, ary tsy ho ela dia hiverina amin’ilay bouchon mahazatra isika. 😊