07/02/2025
🇲🇬 Tsikaritray fa misy mivarotra vokatra Ilo hosoka eny an-tsena ankehitriny.
Izahay ato amin’ny Ilo dia manamafy amintsika mpanjifa fa ny menaka Ilo dia menaka madio sady TSY mety mandry
Raha mahatsikaritra menaka mampiahiahy ianareo dia antsoy avy hatrany ny laharana 0335490312
Misaotra antsika amin’ny fiaraha-miasa
🇫🇷 Nous avons constaté que des produits de contre-façon circulent actuellement sur le marché.
Nous tenons à informer notre aimable clientèle que les huiles en boîte Ilo sont parfaitement raffinées et ne se solidifient en aucun cas.
Si vous constatez des produits douteux, nous vous demandons de nous contacter rapidement au 0335490312
Merci pour votre collaboration