20/08/2026
PROMO pizza week-end indray.
20.000Ar ny pizza, ao amin’ny commentaire ao ny carte (mitsipika mavomavo).
Ny tsirony mitovy ihany fa ny vidiny no promo.
Afaka hampifaliana olon-tiana, fianakaviana, akama a.
Alefaso ary ny commande fa hatramin’ny 19h ny livraison, mandoa frais an, miankina amin’ny toerana ny sarany.
📍Tsiadana ambadiky ny Mpitsabo mikambana - Antananarivo
📞 038 65 934 26 - 033 36 044 72
👉🏽Livraison - à emporter - sur place
⏰Mardi au Dimanche: 11h30 - 19h