Hena Ts’Art

Hena Ts’Art Boucherie

25/06/2026
18/06/2026

🥩Hena Ts’Art🥩
Manome fotoana anareo amin’ny 🇲🇬
🗓️25 sy 26 Jona 2026.
🏘️Andohalo, en face CSB II
💫Toerana mahafinaritra kely
🥰 vue panoramique
💫Mijery Afomanga
Mety ho an’ny ankizy, fianakaviana, namana🧍🏻🧍‍♂️🧍‍♀️
🎆

Voafetra ny toerana, famandrihana 0342068289 na 0327814488

🔔 Fandraisana commande FARANY ho an’ity taona 2025 ity anio 😊📩 Alefaso MP dieny izao🚚 Rahampitso 31 décembre: aterinay o...
30/12/2025

🔔 Fandraisana commande FARANY ho an’ity taona 2025 ity anio 😊

📩 Alefaso MP dieny izao
🚚 Rahampitso 31 décembre: aterinay o !🥳

🥩 Hena vaovao, madio ary matsiro!

📞034 20 682 89

🧷 Tarif  🥩Aza hadinoina fa manao livraison izahay an! 🛵Manomboka  amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 6 ora hariva. Comman...
23/12/2025

🧷 Tarif 🥩
Aza hadinoina fa manao livraison izahay an! 🛵Manomboka amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 6 ora hariva. Commande 24h mialoha, alefaso dieny izao ary ny commande anao ☺️

📍Andohalo, en face CSB II
📞+261 34 20 682 89
🏍️ Horaire de livraison : 8h - 18h

🎄✨ Fety miaraka amin’ny Hena Ts’Art! ✨🎄TOLORY FANOMEZANA IREO AKAIKY ANAO 🎁🥩 Vorona – Henakisoa – Hen’omby🎉 Ho an’ny Noe...
22/12/2025

🎄✨ Fety miaraka amin’ny Hena Ts’Art! ✨🎄

TOLORY FANOMEZANA IREO AKAIKY ANAO 🎁

🥩 Vorona – Henakisoa – Hen’omby
🎉 Ho an’ny Noely & Taom-baovao

📩 Manaova commande mialoha – hena vaovao sy tsara indrindra, afaka alefa mivantana ho an’ny fianakaviana na namana🤗

🌟 Bonus Noël :
👉 Livraison gratuite en ville ho an’ny achat > 3kg 🛵
+ Carte de voeux🥰

📞 Commande & Contact : +261 34 20 682 89

✨ IREO VOKA-TSOA AZO AVY AMIN’NY AKOHO GASY ✨🍗 Manan-karena PROTEINE - manampy amin’ny fananganana hozatra sy hery vaova...
10/12/2025

✨ IREO VOKA-TSOA AZO AVY AMIN’NY AKOHO GASY ✨

🍗 Manan-karena PROTEINE - manampy amin’ny fananganana hozatra sy hery vaovao
🍗 Loharanon’ny VITAMINE sy MINERALE - manohana ny fahasalaman’ny vatana
🍗 Manatsara ny HERY FIAROVANA - miaro amin’ny aretina
🍗 Mora levonina - maivana amin’ny vavony, tsara ho an’ny ankizy sy ny zokiolona
🍗 Mampitony ny havizanana – manome hery haingana

👉 Azonao jifaina ety an-toerana na aterinay any aminao 😊 🛵

📍 Andohalo, en face CSB II
📞 +261 34 20 682 89
🏍️ Livraison : 9h - 17h

[Service de livraison - Aterinay o!]Ankafizo ny fety tsy misy ahiahy, izahay no mikarakara ny zava-drehetra ho anao!Tsy ...
04/12/2025

[Service de livraison - Aterinay o!]

Ankafizo ny fety tsy misy ahiahy, izahay no mikarakara ny zava-drehetra ho anao!
Tsy manana fotoana hivezivezena ve?
HENA TS’ART dia vonona hanamora ny fiainanao! Alefaso dieny izao ny commande fa aterinay any amin’izay misy anao 🙂

📍Andohalo, en face CSB II
📞+261 34 20 682 89
🏍️ Horaire de livraison : 9h - 17h

Address

Andohalo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 20:00
Saturday 07:00 - 20:00
Sunday 07:00 - 13:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hena Ts’Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category