Royal Spirits & Cie

Royal Spirits & Cie Royal Spirits est une entreprise familiale, fondée en 1974 à Antananarivo.

Iza no tena mpankafy cocktail any aminareo? Tsy misy mahatsara ny fety hoatran'ny Burton's Gin afangaro amin'ny Tonic sy...
12/08/2026

Iza no tena mpankafy cocktail any aminareo? Tsy misy mahatsara ny fety hoatran'ny Burton's Gin afangaro amin'ny Tonic sy glaçons be dia be. Mangatsiatsiaka tsara!

Tonga ilay volana tena fanaovana mariazy indrindra! Mba hanasongadinana ny maha-Malagasy amin'ny andron'ny mariazinao di...
10/08/2026

Tonga ilay volana tena fanaovana mariazy indrindra!
Mba hanasongadinana ny maha-Malagasy amin'ny andron'ny mariazinao dia ny divay TONGASOA no safidy tsara indrindra (Blanc Sec na Rouge Moelleux). Mirary tokantrano sambatra ho an'ireo mpivady vao rehetra e!

Porofon'ny fahaiza-manao eto an-toerana ny whisky Adu Mackay. Tsiro tena tsara sady afaka sotroina tsara anio hariva. Ef...
07/08/2026

Porofon'ny fahaiza-manao eto an-toerana ny whisky Adu Mackay.
Tsiro tena tsara sady afaka sotroina tsara anio hariva. Efa nanandrana ve ianao?

Mampifaly anao hatrany ny Royal Spirits !Araraoty ny fienam-bidy amin'ny Don pedro, Brighton Original, Markovitch Carame...
06/08/2026

Mampifaly anao hatrany ny Royal Spirits !
Araraoty ny fienam-bidy amin'ny Don pedro, Brighton Original, Markovitch Caramel Beurre salé ary ny Markovitch Coffee cream eny amin'ny Magasins U akaiky anao.
Tolotra manankery hatramin'ny 23 Aogositra ho avy izao!

Ny vokatry ny tanintsika, ny reharehantsika! 🇲🇬🍷 Ao ambadiky ny tsiro miavaka entin'ity divay ity dia misy ny ezaka sy n...
05/08/2026

Ny vokatry ny tanintsika, ny reharehantsika! 🇲🇬🍷 Ao ambadiky ny tsiro miavaka entin'ity divay ity dia misy ny ezaka sy ny talentan'ny Malagasy. Safidy feno fahamendrehana hampafana ny ririnina sy hanohanana ny "Vita Malagasy". Tohanantsika ny antsika! Mirary hariva finaritra e!

Tsy adino ianareo tsy misotro zava-pisotro misy alkola.Sotroy miaraka amin’ny olon-tianao ny Fun Pop, misy tsiro maro az...
31/07/2026

Tsy adino ianareo tsy misotro zava-pisotro misy alkola.
Sotroy miaraka amin’ny olon-tianao ny Fun Pop, misy tsiro maro azo isafidianana :
Fun pop Margarita
Fun pop Pinacolada
Fun pop Peach Melba
Fun pop Apple
Fun pop Mojito
Fun pop Pink Daiquiri
Fun pop Blue lagoon
Fun pop Yellow Sunrise
Hitanao ety amin’ny boutique Royal Spirits Behoririka sy eny amin’ny supermarché ny Fun pop.

Aujourd'hui, c'est la Journée Internationale de l'Amitié ! 🤝 Quoi de plus beau que de partager une expédition gustative ...
30/07/2026

Aujourd'hui, c'est la Journée Internationale de l'Amitié ! 🤝 Quoi de plus beau que de partager une expédition gustative avec ceux qui comptent pour vous ? Le Coffret 3 Rhums Lemur's Island est le cadeau idéal. Taguez cet(te) ami(e) avec qui vous aimeriez partager ce coffret !

Un vin à votre image, pour des moments uniques !Chez Royal Spirits, personnalisez gratuitement l’étiquette de vos boutei...
29/07/2026

Un vin à votre image, pour des moments uniques !
Chez Royal Spirits, personnalisez gratuitement l’étiquette de vos bouteilles pour vos mariages, baptêmes, anniversaires ou tout autre événement spécial.
Offrez (ou offrez-vous) un vin qui raconte une histoire... la vôtre
Dispo dans notre boutique à Behoririka

Mila zava-mamy kely hakana fihany amin'ny hariva? 🧊Onctueux be sy matsiro ny MARKOVITCH Cream (Chocolat & Café & Caramel...
28/07/2026

Mila zava-mamy kely hakana fihany amin'ny hariva? 🧊

Onctueux be sy matsiro ny MARKOVITCH Cream (Chocolat & Café & Caramel Beurre Salé). Mety tsara ho an'ireo te hisotro zavatra malefaka sy mampitony. Iza no tianao?

Le secret d'un bon cocktail réside dans la pureté de sa base. 🧊🍋 Explorez l'univers rafraîchissant de notre Vodka Volkov...
24/07/2026

Le secret d'un bon cocktail réside dans la pureté de sa base. 🧊🍋 Explorez l'univers rafraîchissant de notre Vodka Volkov. La star de vos soirées ce week-end !

Address

Rue Du Rue P. Callet, Behoririka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Tuesday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Wednesday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Thursday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Friday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:30
Saturday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:30

Telephone

+261 20 22 246 52

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Spirits & Cie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Royal Spirits & Cie:

Shortcuts

Share

Category