16/08/2026
Mitady olona hivarotra sakafo mandendeha ( Misao , composé, nem ...)
- Olona madio
- Sariaka sy mavitrika tsara
- Mahay mandray olona sy mahalala fomba tsara
📍 mipetraka manodidina ny Itaosy
- karama : 110.000 ar /mois
1.200ar frais isan'andro
2.000ar sakafo isan'andro
- Andro hiasana : Alatsinainy katramin'ny Sabotsy
Raha toa ka liana ianao ka mahafeno ireo fepetra izay voalaza teo ambony dia aza misalasala mandeha mp tompoko
- Zavatra ilaina : Photocopie CIN 01
Certificat de résidence 01
Mirary soa 😊