19/06/2026
❓🥣✨ Inona no atao hoe “OVERNIGHT OATS” ?
Overnight oats dia sakafo maraina mora sy mahasalama 🥣🌿
👉 Atao alina mialoha
👉 Avela ao anaty frigo mandritra ny alina
👉 Maraina dia efa vonona hohanina
❓Inona avy no ilaina?
👉 Flocons d'avoine
👉 Yaourt grec /yaourt nature
👉 Chia
👉lait d'amande/lait de coco
👉ananas, mangue ou fraise....
👉Miel (optionnel)
❓Ahoana ny fikarakarana azy?
👉 Afangaro tsara ny flocons d'avoine sy ny yaourt
👉 Afangaro amin'ny bol hafa ihany koa ny graines de chia sy ny lait végétal (lait d'amande....)
👉 rehefa vita izay dia atambatra anaty bocal iray ireo, ilay flocons d'avoine sy ny yaourt no atao ambany indrindra, apetraka anaty réfrigérateur dia ampiana fruits ny maraina.
Bon appétit 🍽️