10/03/2024
Salama daoly 🤗
Indro ary fa tonga indray n'y entantsika
Vary Tsipala Tranainy : 140.000ar n'y 50kg amin'ilay mitombo be ao anaty vilany 😲
Katsaka : 1.700ar n'y 1kg
Mongo / Apombo malemy lafarine ozy izy ntsika : 950ar n'y 1kg 😬
Mp ary ze liana 😊😊
Livraison sur ville antananarivo 😉