Mum's cake

Mum's cake Mum's cake est une page qui se spécialise dans le domaine de la pâtisserie.

Izahay dia  manao  gatêaux amin'ny vidiny tsy lafo nefa tena mahafa-po🥧🎂 ( manana tsiro tena miavaka tsara)💥🎂Anniversair...
26/12/2024

Izahay dia manao gatêaux amin'ny vidiny tsy lafo nefa tena mahafa-po🥧🎂 ( manana tsiro tena miavaka tsara)💥
🎂Anniversaire
💕Mariage
🙏Baptème
👉Afaka miditra Mp na tonga dia miantso 034 96 344 08
Misaotra mialoha tompoko🙏♥️

26/10/2024

Mankasitrana ny mpanjifa hatrany eee🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏♥️♥️♥️♥️♥️
👉Mbola mandray commande hatrany izahay tompoko🙏
Vonona 'y hanome fahafaham po ho anao♥️

07/10/2024
Mankasitraka foana ny @ fahatokisana eh🥰✨Gateau au chocolat pour 10 personnes. Mandray commande hatrany tompoko ☺️
05/02/2024

Mankasitraka foana ny @ fahatokisana eh🥰✨
Gateau au chocolat pour 10 personnes. Mandray commande hatrany tompoko ☺️

02/02/2024
📢📢 IZA DAOLO ILAY MANKAFY CHOCOLAT REHETRA👉 Tsy handiso fanantenana ho anao izahay eeee♥️♥️♥️♥️🍰🍰🍰🎂🎂🎂🎂💥💥💥🥧🥧🥧🥧
01/02/2024

📢📢 IZA DAOLO ILAY MANKAFY CHOCOLAT REHETRA
👉 Tsy handiso fanantenana ho anao izahay eeee♥️♥️♥️♥️🍰🍰🍰🎂🎂🎂🎂💥💥💥🥧🥧🥧🥧

🎂Arahabaina daolo sahady izay rehetra ho tonga fety amin'ity volana febroary ity ô🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🙏 Misaotra antsika r...
01/02/2024

🎂Arahabaina daolo sahady izay rehetra ho tonga fety amin'ity volana febroary ity ô🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️🖐️
🙏 Misaotra antsika rehetra izay efa nametraka fitokisana tamin' Mum's cake♥️♥️
👉Mbola vonona ny hanome fahafaham po ho anareo rehetra izahay♥️♥️♥️♥️
,📢 ALEFASO ARY NY COMMANDE EEEE

Huuuuummmm! MAMY ANIE IZANY EEEEALEO NY SARY NO HILAZA AZY EEE🎂🎂🎂🍰🍰🍰🍰🍰🍰🥧🥧🥧🥧👉 Eh! alefaso ary ilay commande ô♥️🎂
23/01/2024

Huuuuummmm! MAMY ANIE IZANY EEEE
ALEO NY SARY NO HILAZA AZY EEE🎂🎂🎂🍰🍰🍰🍰🍰🍰🥧🥧🥧🥧
👉 Eh! alefaso ary ilay commande ô♥️🎂

Address

Antananarivo

Telephone

+261330703296

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mum's cake posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category