RiZo M'Pâtisse

RiZo M'Pâtisse Envie d’un gâteau unique pour un moment spécial ? Contactez-nous et laissez la gourmandise rendre vos instants encore plus magiques✨✨

Elaela tsy heno ve? 😃 eto foana izahay kaMirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetraRiZo M'Pâtisse                ...
08/09/2026

Elaela tsy heno ve? 😃 eto foana izahay ka

Mirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetra
RiZo M'Pâtisse


fans

Gâteau tsotra ve no tianao sa personnalisé?Vonona handray anao foana ny ekipa ato @ RiZo M'Pâtisse Aza misalasala manora...
25/08/2026

Gâteau tsotra ve no tianao sa personnalisé?
Vonona handray anao foana ny ekipa ato @ RiZo M'Pâtisse
Aza misalasala manoratra aminay 📩

RiZoMPatisse 🎂🍫✨

Misaotra foana misafidy anay, ary tena fifaliana ho anay hatrany ny isan'ny manamarika ny andro lehibe eo @ fiainanareo ...
23/08/2026

Misaotra foana misafidy anay, ary tena fifaliana ho anay hatrany ny isan'ny manamarika ny andro lehibe eo @ fiainanareo toy izao, mba hanampy ny fifaliana sy hitondra ny mamy ho tsiaro tsy hay hadinoina ☺️

Tongava @ dingana manaraka dia tahian'ny Tompo hatrany 😊

📍15-08-26

23/08/2026

Misaotra foana misafidy anay, ary tena fifaliana ho anay hatrany ny isan'ny manamarika ny andro lehibe eo @ fiainanareo toy izao, mba hanampy ny fifaliana sy hitondra ny mamy ho tsiaro tsy hay hadinoina ☺️

Tongava @ dingana manaraka dia tahian'ny Tompo hatrany 😊

📍15-08-26

💴💴✨ Un anniversaire encore plus magique avec ce Money Cake personnalisé sur le thème Stitch 💙🌺💴💴Merci du fond du cœur po...
22/08/2026

💴💴✨ Un anniversaire encore plus magique avec ce Money Cake personnalisé sur le thème Stitch 💙🌺💴💴
Merci du fond du cœur pour votre confiance 🥰


fans
RiZo M'Pâtisse

Mamy anie izany eh 😊Misaotra hatrany amin'ny fisianareo e 🥰Mirary soa indrindra 🙏Eto foana izahay hanome ny tsara ho ana...
18/08/2026

Mamy anie izany eh 😊

Misaotra hatrany amin'ny fisianareo e 🥰

Mirary soa indrindra 🙏

Eto foana izahay hanome ny tsara ho anareo fa aza misalasala miresaka aminay

fans
RiZo M'Pâtisse

Malomaloka raha ny toetry ny andro ao, fa izahay kosa dia mirary soa be dia be ho antsika rehetra, Mirary fifaliana foan...
17/08/2026

Malomaloka raha ny toetry ny andro ao, fa izahay kosa dia mirary soa be dia be ho antsika rehetra,
Mirary fifaliana foana indrindra ho anareo mankalaza tsingerintaona nahaterahana.
Dia misaotra sy mankasitraka hatrany @ fatokisana anay
RiZo M'Pâtisse

fans

Mamaramparana ny herinandro ☺️RED VELVETMP ny commande ho an'ny herinandro ho avy iny indray 😊📞0341527415
15/08/2026

Mamaramparana ny herinandro ☺️
RED VELVET
MP ny commande ho an'ny herinandro ho avy iny indray 😊
📞0341527415

🍰❤️Am-pitiavana be hatrany e ❤️Mifandraisa aminay 👉 📞 0341527415 na MP RiZo M'Pâtisse Manasa anao hanaraka hatrany pejy ...
13/08/2026

🍰❤️Am-pitiavana be hatrany e ❤️

Mifandraisa aminay 👉 📞 0341527415 na MP RiZo M'Pâtisse

Manasa anao hanaraka hatrany pejy 🙏🥰



🏡 AMBATOMARO

13/08/2026

💻💻GATEAU PERSONNALISE thème informatique 💻💻

Misaotra anareo foana izahay matoky anay 🙏🙏🙏

MP hatrany ny commande no raisinay
📞0341527415
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️



fans

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RiZo M'Pâtisse posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category