25/07/2025
🔥 Te hisotro zavatra matsiro sy mahasalama ve ianao?
Tsy zava-pisotro fotsiny, fa "À boire soja – Matsiro be e!" Io no safidy tonga lafatra ilain'ny vatanao izao. ❄️
✔️ Tsy misy ronono
✔️ Tsy be siramamy
✔️ Tsy misy colorant
🧘♀️ Mahavelombelona, manome hery, manadio tena.
👉 Omeo andrana kely ny vavanao dia ho resy lahatra ianao 💛
📍500ml – tavoahangy voarakotra tsara
📦 Manao livraison
📞 Mifandraisa aminay: 032.72.978.56
NA ao avy hatrany